Jejoo

Dans la même rubrique

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 Lire la suite...

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 Lire la suite...

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 Lire la suite...

Madeleine à la liqueur

19/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 250g · Siramamy 4 sf ( na araka izay tiana) · Dibera 120 g · Lalivay 1 fonosana · Atody 4 · Liqueur (izay tiana) 3 sf · Fleur de sel ( afaka tsy asiana)

 Lire la suite...

Rambon’omby sy legioma

15/06/2020

Akora ilaina · Rambon’omby 1.5kg · Lardon 100g ( tsy voatery ho asiana) · Tongolo be 1 · Karaoty 2 · Ovy 2 · Tongolo gasy hasiny 2 lehibe · Selery 150g · Voatabia izay tiana · Siramamy 1 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Dità · Hodim-boasary · Divay mena 1 vera · Kioba manome tsiro henan’omby · Lafarinina 3 sf · Menaka olive na menaka tsotra

 Lire la suite...

Mofomamy vita amin’ny vomanga

11/06/2020

Akora ilaina · Vomanga 1kg · Siramamy menamena ¼ kg · Lafarina 2sf · Dibera 200g · Atody lehibe 4 · Lavanila tahony 1 · Rhum 4 sf

 Lire la suite...

Sakafo

Panna Cotta Coco

11/11/2019

Akora ilaina Ravina gélatine 4 – crème liquide 20sl – tavim-boanio 50sl – siramamy 120g – vovoka dité 1 sk – voanio voakiky 30g – voarohy 250g – ravina solila

 

 

Fomba fikarakarana azy

Alona ao anaty rano aloha ny ravina gélatine mba halemy. Aorian’izay dia alaina ny krema sy ny ravim-boanio ary ny siramamy dia ampangotrahina. Esorina eo ambony fatana dia arotsaka miaraka amin’ireo ny ravina gélatine, ny dité sy ilay fangaro krema sy tavim-boanio teo aloha. Avela ho matimaty vao arotsaka ao anaty vera. Ampidirina ao anaty vata fampangatsiahana mandritra ny ora 4. Rehefa tena handroso azy dia hametrahana voarohy eo amboniny sy ilay voanio voakiky dia aroso.

 

Virgin mojito coco

Akora ilaina

Voasarimakirana 7 – ravina solila fehiny 1 – siramamy mena 6 sf – rano misy entona mangatsiaka tsara 30sl  - tavim-boanio 30sl

Fomba fikarakarana azy

Diovina aloha ireo voasarimakirana. Hanajanonana didiny 6 dia potserina ny ambiny ahazoana ny ranony. Zaraina ao anaty vera miisa enina io ranom-boasarimakirana io dia araraka koa ny siramamy. Arotsaka ny tavim-boanio dia afangaro. Alefa ihany koa ilay rano misy entona. Hanaingoana azy ireo voasarimakirana efa notetehina boribory ambiny.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo