Jejoo

Dans la même rubrique

Manala « cicatrice » amin’ny menaka oliva

06/12/2019

Fanaovana azy : Tonga dia asiana ilay menaka eo amin’ny faritra misy « cicatrice » ary somary horina moramora. Avela eo mandritra ny 30 minitra ilay menaka izay vao fafana amin’ny taratasy manify sy madio. Tsy kobanina fa avela eo.

 Lire la suite...

Ovy sy poarao amin’ny hen’omby by Sitraka

04/12/2019

Akora ilaina : · Hen’omby 1/4kg · Ovy ½ kg · Poarao 200 Ariary · Dipoavatra voany · Sira · Menaka · Tongolo · Tongolo gasy · Sakamalaho

 Lire la suite...

Mampihena kibo amin’ny karibonetra Zavatra ilaina :

02/12/2019

· Karibonetra 1 sotro kely · Ranona voasarimakirana 1 · Rano ½ vera

 Lire la suite...

Manala tasina lokom-bolo amin’ny dentifrice Fanaovana azy :

25/11/2019

Alaina ny dentifrice dia ahosotra eo amin’ny faritra tratran’ilay loko. Somary koseho kely amin’ny lamba na gant mandritra ny segaondra vitsy izay vao kobanina.

 Lire la suite...

Mitsabo fanaviana na « aphtes » amin’ny vahona

22/11/2019

Fanaovana azy : 1. Ataovy anaty rano 1 vera ny didin’ilay vahona. 2. Rehefa vita izay dia hotsakotsano amin’iny ny ati-vava.

 Lire la suite...

Tongotr’omby amin’ny legioma by Tahiry

20/11/2019

Akora ilaina : Tongotr’omby 1 kg Sakaizam-patsany 1/4 kg Haricots verts 1 fehezana karaoty 3 Voatavo didiny 3 Ovy 3 Tongolo 1 Selery lehibe tahony 1 Sakamalaho Dipoavatra voaniny. Poarao tahony 2 Tongolo maitso sy kotomila Sira

 Lire la suite...

Mampitony aretin’andoha

18/11/2019

Zavatra ilaina : · Rano · Vovoka kanelina

 Lire la suite...

Astuces

Fikafika iray hialana amin’ny fahamasahan’ny ovy be loatra

11/11/2019

Zavatra ilaina : · Karibonetra 1 sotro kely

 

 

 

Fanaovana azy:

Rehefa mahandro an’ilay ovy miaraka amin’ny hodiny iny dia asio karibonetra  iray sotro kely ao amin’ilay rano hanamasahana azy.

Sariaka

Manalemy  hena amin’ny hoditra akondro

Fanaovana azy:

Rehefa hahandro ilay roti dia hametrao hoditra akondro any ambanin’ilay vilany hanaovana azy ary apetrao eo amboniny ilay hena handrahoana.

Sariaka

Gommage amin’ny vahona

Fanaovana azy:

1.      Maka vahona tapany dia zarao roa amin’ny halavany .

2.      Diovy amin’iny ny tarehy.

3.      Amin’ny fotoana fidiovana no hanaovana izany

Sariaka

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo