Jejoo

Dans la même rubrique

Tsiroanomandidy Zaza vao teraka, nipotsaka ny masony

04/12/2019

Zaza menavava iray vao teraka tamin’ny Alahady teo no nipotsaka toy ny hivoaka ny masony no sady menamenabe raha vantany vao latsaka tamin’ny tany izy.

 Lire la suite...

Akon’ny Foara Vidy Varotra andiany faha-11, an-tsary

02/12/2019

Nifarana tamim-pomba ôfisialy omaly tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina rehefa naharitra efatra andro ilay Foara Vidy Varotra andiany faha-11.

 Lire la suite...

MORAFENO ARIVONIMAMO Nankinina amin’ilay voapanga ho mpanolana ny fitsaboana ilay zazavavy

15/11/2019

Rehefa nifandrirarira teny ny raharaha, nandritra ny herinandro maro, ilay lehilahy noheverina fa mpanolana ihany no nanankinana ny fanasitranana ilay zazavavy.

 Lire la suite...

FANAFIHANA MITAM-BASY Jiolahy iray voatifitra, voasambotra ny 6

14/11/2019

Fikambanan’olon-dratsy « bande de 10 » mpanao fanafihana mitam-piadiana teto an-drenivohitra no ravan’ny pôlisy,

 Lire la suite...

Eric Fou Hehy : Sitrana soa aman-tsara, efa tafody

14/11/2019

Tonga soa aman-tsara eto Madagasikara i Eric ao amin’ny tarika Fou Hehy ary sitrana soa aman-tsara. Taorian’ny nahatontosa ny fandidiana azy tany Inde, ny 20 jolay lasa teo.

 Lire la suite...

HENRI RATSIMBAZAFY Hamintina ny faha-60 taona niakarany an-tsehatra

11/11/2019

Hanatanteraka “concert” miavaka eny amin’ny efitrano fandraisana fivoriana iraisam-pirenena eny Ivato i Henri Ratsimbazafy sy ny tariny amin’ny 08 Desambra ho avy izao.

 Lire la suite...

Ankizy sahirana eny amin’ny ONG MANDA Nahazo fampianarana sy fanomezana avy amin’ny mpianatry ny INSCAE

06/11/2019

Ankizy sahirana sy kamboty avy eo anivon’ny ONG Manda eny Tsiadana no notsidihana sy nanaovan’ireo andiana mpianatry ny sekoly ambony INSCAE asa sosialy ny faran’ny herinandro lasa teo.

 Lire la suite...

Actualités

Ilayhira "Hiarakaisika" no nitsenanaan'iDadah,

07/11/2019

tamin'nyfahatongavanytetsyamin'nyLapan'nykolontsainatetsyMahamasinaomalyharivatokony ho tamin'ny 4 orateo. Ireompanakantonamany, toa an-dry Lola, Princio, Raboussa, Tonton Pa,

 Farakely no niredonasadynitendry an-gitaraizanyhiraizany. Malomalokaireoendrikaarymaroireonirotsa-dranomasosatriamavesatraloatranyfahorianamianjadytoaizao. tampokaloatra, hoynyfilazan'nymaro, nynandehanan'iDadah ka fenofenotsybetenynyrehetra. tsymaintsymanaikyihanykoaizaolalanaizao. Mandritranyalina dia nifandimbyireompanakantonanalafahanginana no sadynanomevoninahitrafarany an-dratompokolahy, mandra-maraina. Rahanyfandaharam-potoanamoa dia aniomarainaamin'ny 9 oraany no hanaingaindraynyrazana ho anyBetafo ka ho alevina anyamin'nyfasan-drazany. Nymozika no nahatonganyolonamarohanotronaan'iDadah, nyfitiavanamozikaindrindraindrindra. Fitiavana no nampirayanayhoy i Bekoto. Toyny "cordes" gitaranytarika ka tapakaizanyizaonyefatra. Telo sisa no eosaingymbolaafakahilalaovanamozikaihanyizany, hoyihanyizynanohitranytarikasyny ho aviny. Efaaoam-pon'nyrehetramandrakizaytokoanytarikasynymozikaarynyhanatramarobenentiny. Tsy ho foanamandrakizay fa hanakoakoeny an-tsofinasyenyam-pon'nyrehetraenyfoana. Rinahsoa 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo