Jejoo

Dans la même rubrique

ZOMA

23/08/2019

Restaurant Dia 67Ha : After Work miaraka amin’i Chantal manomboka amin’ny 3 ora tolakandro

 Lire la suite...

ZOMA

02/08/2019

Lycée JJ Rabearivelo : Malm Martiora sy O’Black manomboka amin’ny 1 ora tolakandro Restaurant Dia 67Ha : Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny hotely miaraka amin’i Malm Martiora manomboka amin’ny 5 ora hariva

 Lire la suite...

ZOMA

19/07/2019

Bonara Be 67ha : Romeo sy Rycia manomboka amin’ny 8 ora alina Fatapera Antaninarenina: Nate Tex manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina

 Lire la suite...

ZOMA

12/07/2019

Bonara Be 67Ha : Tsiliva manomboka amin’ny 9 ora alina Le Glacier Analakely: Manaly manomboka amin’ny 9 ora alina Piment Café Behoririka: One Man Silo manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA Fetin’ny mozika :

21/06/2019

· Eny amin’ny IKM Antsahavola manomboka amin’ny 3 ora folakandro ny seho iarahana amin’i Samboady sy Rodin Solofomanana ary hisy koa ny sehatra hisokatra ho an’ny rehetra.

 Lire la suite...

Ireo « bon plan » hamalifaliana an’i Neny Plan resto :

24/05/2019

Alahady 26 Mey · Buffet fête des mères au « Ile Rouge », Carlton Madagascar : Misy loka maro ho zaraina ho an’ireo reny mandray anjara amin’ny hira Paf : 80.000Ar (lehibe) . Manomboka amin’ny 12 ora antoandro

 Lire la suite...

ZOMA

10/05/2019

Is’Art Galerie Ampasanimalo : Jah Roots manomboka amin’ny 7 ora hariva Karibotel Twenty Six Analakely : Tarika Irambilanja manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

Bon plan

GUIDE WEEK END

31/10/2019

Lavalavanyfaran’nyherinandroamin’ityherinandroity. Hanombokarahampitsozoma 1

 

 

novambramantsydiaefatsyhiasanympiasa, aryazohaharaotinakelyhialanaamin’nymahazatraizany. Iretonyhetsikaaman-danonanaaryfialam-bolyazonaohalehamanombokarahampitso…

 

1-      Salon PRODIS

Haharitrateloandrony salon international des distributeurs et producteurs PRODIS izayhotanterahinaenyamin’ny CCI Ivato. Manombokany01 novambraizaokahifaranany03novambra no hanatontosanaizany. Mpamokatrasympaninjaraeoamin’nysehatramaroisan-karazany (sakafo, kojakojailainaao an-trano) no ho hitamandritraizany .Misokatra ho an’nyrehetranyhetsika.

2.Magic Land Halloween

Toy nymahazatradiaenyamin’ny Urban Futsal Andraharonyfotoanaaoanatin’nylalaosyfanentananamandritranyroaandro. Ny02sy03 novambra ho avyizao no hanaovanahetsikaka. 12.000Ar no aloha diaafakamandrayanjaraamin’nylalaorehetranytsirairayavy.

       3. Manga manga round 2

Ho an’ireompankafynykolontsainakoreanasyjaponey. Enyamin’ny Plaza Ampefiloha no fotoanany01 sy02 novambra. Fampirantiana, varotralalaosyfampisehoana « arts martiaux » mandritranyroaandro no hitaeny an-toeranaamin’nyvidim-pidirana 3.000Ar

           4. Le petit salon gourmand

Enyamin’ny Le PavéAntaninarenina no hifamotoanaireomankafysakafoaoanatin’ityhetsikaity.Maimaim-poananyvidim-pidiranaarymaroireotranoevahanomefihenam-bidyamin’nysakafosyhanolotranahandromiavaka.

5.HaonaFy

Ambohim-pihaonan’ireompisehatraaoanatin’nyfanodinanaakoraizyity.Ahitanafitilianaara-pahasalamanamaimaim-poanaihanykoaeny an-toerana no sadyhisynyfampisehoanasylalaofanentananamaro. Nanombokaomaly 30 oktobranyhetsikakahatramin’ny02novambra ho avyizao. Enyamin’nytananaVoaraAndohatapenaka no hanatanterahanaizany, hetsikakarakarain’nyFiangonan’iJesoa Kristy etoMadagasikara; tohanan’nyvondronaVidyVarotra. Olonamihoatrany10.000 no andrasana ho avyamin’izany. Tsy ho disoanjaraireotanorasatriaisakynyfolakandrodiahisynyfampiofananaomenaazyireomikasikanyfitadiavanasyfamoronanaasa. Fanentananasyfifampizaranamaro moa no handravakanyhetsikakaanisan’nyhandrayanjaraamin’izanyireompanakantoevanjelikamaro. Faranydiahisytolotraasamaroihanykoaeny an-toeranaamin’iofotoanaio.

 

6.African Youth Day

Hetsikakarakarain’ny YMCA Madagascar izayhotanterahinaeny an-toerana, ny 01novambra ho avyizao. Fampisehoanatalenta, lalaofifaninananasyvarotrafampirantiana no hitaenyamin’ny YMCA AmbatobeNanisanamandritraiotontoloandroio.

7-La Maison en Thé aoamin’nyCafétulatAnkadimbahoaka :

 

Hampahafantatraireokarazana dite misyaoaminynyCafétulatmanombokaaniofaran’nyvolanaoktobra ka hatramin’nySabotsy ho avyizao. Hisynyfahafahanamanandrana  « cocktails » namboarinatamin’ny dite mandritraizanyankoatranyatrikasafanodinanaakora na « recyclage ». Hisyihanykoanylalaoaryfanentananasamihafamanodidinanyfampandrosoanamaharitrahataoamin’nyendrinymialavoly.  25 000 Ar no fandraisanaanjaraamin’izany.

 

Jejoo

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo