Jejoo

Dans la même rubrique

MENU Alarobia: anamamy sy henan’omby rony – 7.500Ar

18/02/2020

Akora ilaina · Anamamy 1.000Ar · Henan’omby ½ kg – 6.000Ar · Voatabia sy tongolo

 Lire la suite...

Alarobia : Kabaro sy henan-kisoa - 10.500Ar

04/02/2020

Akora ilaina · Kabaro 3kp – 3.000Ar · Henan-kisoa ½ kg – 7.000Ar · Tongolo maitso sy voatabia – 500Ar

 Lire la suite...

Menu Alarobia : Lentille atao bolety -

21/01/2020

Akora ilaina · Lentille 3kp – 7.500Ar · Tongolo maitso sy tongolo gasy ary voatabia– 500Ar · Tavim-boanio atao saosy ( tsy voatery ho asiana)

 Lire la suite...

Menu Alarobia : laisoa nasiana sesika – 9.000Ar

14/01/2020

Akora ilaina · Laisoa lehibe 1 : 2.000Ar · Toton-kena ½ kg – 6.000Ar · Tongolo maitso, tongolo gasy – 500Ar · Karaoty - 500Ar

 Lire la suite...

Alarobia : Voatavo sy voanjo – 2.000Ar

07/01/2020

Akora ilaina · Voatavo lehibe 1 – 1.000Ar · Voanjo ½ kp – 600Ar · Voatabia sy tongolo gasy

 Lire la suite...

Fanokafam-bavony : Salade niçoise

24/12/2019

Akora ilaina · Sardine 2 boaty · Voatabia kelikely 4 · Radis · Poavrao 2 · Kaokaombra 1 · Haricots verts 200g · Atody 2 lehibe · Tongolo be · Oliva mainty · Basilika · Salady « roquette » raha mahita · Menaka oliva

 Lire la suite...

Alarobia : Lasopy akoho – 7.000Ar

05/11/2019

Akora ilaina · Akoho ½ kg – 5.000Ar · Legioma – 1.000Ar · Sakamalao sy poarao – 500Ar Alakamisy : karaoty sy atin-kena ary poavrao – 17.000Ar

 Lire la suite...

Menu

Alarobia : Korzety sy toton-kena – 8.000Ar

15/10/2019

Akora ilaina · Korzety – 1.500Ar · Toton-kena ½ kg – 6.000Ar · Voatabia sy tongolo

 

 

Alakamisy : katlesy sy rony – 6.500Ar

Akora ilaina

·         Ovy - 1000Ar

·         Toton-kena ¼ kg – 3.000Ar

·         Lafarinina - 300Ar

·         Tongolo maitso – 200Ar

·         Chapelure 1 fonosana  - 600Ar

Zoma : ron’ovy sy trondro maina – 5.000Ar

Akora ilaina

·         Ovy - 1000Ar

·         Trondro maina - 3.000Ar

·         Anamalao -  500Ar

·         Voatabia sy tongolo - 500 Ar

Sabotsy : legioma sy henan’omby matavy – 9.000Ar

Akora ilaina

·         Legioma - 2.000Ar

·         Henan’omby ½ kg – 6.000Ar

·         Dità - 200Ar

·         Voatabia sy tongolo - 500Ar

Alahady : tsaramaso mena sy kotoleta – 17.500Ar

Akora ilaina

·         Tsaramaso mena 2 kp – 2.000Ar

·         Kotoleta 1kg – 15.000Ar

·         Tongolo be sy tongolo gasy - 500Ar

Alatsinainy : akoho pané – 11.000Ar

Akora ilaina

·         Akoho 1kg – 10.000Ar

·         Chapelure 1 fonosana – 600Ar

Talata : anana sy toton-kena –  5.000Ar

Akora ilaina

·         Anana  - 1.000Ar

·         Toton-kena ¼ kg – 3.000Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo