Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Mampirafy Miady lava Mifamono Saropiaro

14/02/2020

Mamaha ny olana i Dr Love Mampirafy ahy izyMiady lava izahay ao an-trano.Vonoiny ahoDiso saropiaro izy ka tsy sambatra aho.

 Lire la suite...

Farafangana Reny teraka kambana 4

13/02/2020

Fahasoavana efatra sosona no azon地y renim-pianakaviana iray, tao Farafangana. Teraka kambana efatra mantsy ity reny ity, tao amin地y hopitaly CHRR Farafangana hatrany.

 Lire la suite...

Alex Barea vaovao

12/02/2020

Alexandre Ramalingom no anarany. Izy no ho anisan地y mpilalao baolina kitra nanaiky hanatevin-daharana ny Barea. Teraka tao Frantsa ny 17 martsa 1993 izy.

 Lire la suite...

Lby, 6 taona : Hita faty, noloarana ny masony!

11/02/2020

Zazalahy kely vao 6 taona monja, fiantso amin地y anarana hoe Lby, no hita faty omaly vao maraina tao amin地y sekolim-panjakana iray ao Antaninarenina, Toliara.

 Lire la suite...

Rdj Mozika Award: ireo lamaody nisongadina tamin'ny sabotsy

10/02/2020

Taona vitsy izay dia zary lasa fotoana andrasan地y mpanakanto sy ireo mpankafy azy fatratra ny Rdj Mozika Award.

 Lire la suite...

ォ Chips サ saika nahafaty zaza!

06/02/2020

Raharaha iray manahirana ny ray aman-dreny ny fitadiavana ny ody am-bavafo ho an ny ankizy, indrindra raha te hijery ny ara-pahasalamana.

 Lire la suite...

Carine...nahazo 17/20 tamin地y BACC, ho any Etazonia!

05/02/2020

Carine Ratsirahonana, 17 taona, mianatra ao amin地y Saint Francois Xavier Fianarantsoa no nahazo ny naoty ambony indrindra manerana an段 Madagasikara, 17, 92/20 ny naotiny

 Lire la suite...

Actualit駸

Ambanidia Vehivavy nianjera tamin地y moto, notetezin地y kamiao ny lohany!

08/10/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina teo anelanelan段 Miandrarivo Ambanidia sy Manakambahiny, akaikin地y Quartz omaly tokony ho tamin地y 03 ora folakandro tany ho any.

 

 

Mpianadahy nitaingina môtô scooter no sendra izany ka namoy ny ainy teo no ho eo ilay vehivavy. Raha araka ny fanazavan’ireo nanatri-maso dia rehefa nandeha tsara iny izy mianadahy dia nisy fiara karetsaka nijanona tampoka teo anoloan’izy ireo. Voatery nanitsaka tsindry hisatra tampoka ilay môtô nentin’izy ireo noho izany.  Mafimafy anefa ny fifehezana izany ka nianjera tampoka ity tovovavy  izay  notsenain’ilay kamiao iray lehibe nifanena tamin’izy ireo. Voahitsaka vokatr’izany ny lohany ary  potika tanteraka ka  nifantsitsitra ny rà. Nampihetsi-po ny maro ity tranga omaly folakandro ity. Nisy tamin’ireo nanatri-maso mantsy no niantso ny Fitondram-panjakana mihitsy mba hijery akaiky ity filalaovana môtô eto amintsika ity noho izy hamoizana ain’olona maro. Nantsoina toraka izany koa ireo Ray aman-dReny manan-janaka manana môtô mba samy hitandrina avokoa ary indrindra hanoro ireo menaky ny ainy satria lahitokana ny aina.

 

 

Patty

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo