Jejoo

Dans la même rubrique

Ireo sakafo hariva, mampihena!

25/11/2019

Tokony hisakafo maivana ny hariva raha tsy te-hitombo lanja be.

 Lire la suite...

Limônady amboarina, mampihena vetivety !

18/11/2019

Manafaingana ny fampihenan-tena hatao ny sakamalaho. Fomba mahomby hihinanana azy ny manao azy ho zava-pisotro. Ireto misy misy karazany roa mandaitra :

 Lire la suite...

Fomba 5 mampihena haingana kokoa

11/11/2019

Tsy vita vetivety izany fampihenan-tena izany raha ny tokony ho izy. Azo atao kosa anefa ny manafaingana ny fihenana. Mety hanampy anao amin’izany ireto :

 Lire la suite...

PAIPAIKA 5 HAFAKELY MAMPIHENA

04/11/2019

Taorian’ny fialan-tsasatra dia mety somary nahazoazo aina kely ny vatana. Mety misy tavy kely manodidina ny valahana.

 Lire la suite...

Fampihenan-tena amin'ny alalan'ny spaoro : Ireo hevi-diso 4 tsara ahitsy

14/10/2019

Matetika mihitsy no heverina fa ampy hampihenana tena ny fanaovana spaoro. Misy ihany anefa ny hevi-diso tokony ahitsy mahakasika izany. Ireto avy izy ireo:

 Lire la suite...

Kafe sy sokola, mandoro ny tavy

30/09/2019

Ezaka miainga amin’ny fanamboarana ny sakafo ho voalanjalanja ny fampihenan-tena. Na izany aza, manamora ny fampihenan-tena atao ny misotro zava-pisotro sahala ireto atoro anao ireto.

 Lire la suite...

Sady manadio ny ao anaty, no mihena…

26/09/2019

Miavaka amin’ny fanaovana “regime” ny “detox”. Manadio ny ao anaty mantsy izy kanefa mampihena koa. Mahasalama kokoa ny manao azy. Atoro anao ny paipaika tsaraarahina mba hampahomby ny “detox” atao :

 Lire la suite...

Minceur

Smoothie kiwi amin’ny mananasy, manala cellulite

07/10/2019

Satria rano miandrona ao anaty no mahatonga ny cellulite dia hanampy anao hanaisotra ny cellulite indrindra ity zava-pisotro ity.

 

 

 kiwi sy mananasy no akora fototra mandrafitra azy

Akora ilaina :

  • Mananasy 30 g
  • Kiwis 2  (tsena lehibe)
  • Tavim-boanio na lait de coco 40 santilitatra

Fikarakarana :

Voasana ny mananasy sy ny kiwis dia tetehina madinika. Totoina amin’ny mixeur miaraka amin’ny tavim-boanio avy eo. Sotroina mangatsitsiaka .

 

Torohevitra fanampiny :

Manana fahafahana manapaka fahazotoan-komana ny kiwi. Manetsika ny metabolisma hiasa haingana izy ka mahatonga ny vatana haka hery ao anatin’ny tahirin-keriny.

Mety koa ny mihinana kiwis amin’izao satria mpitroka tavy mahery vaika izy ity.

 

Miss

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo