Jejoo

Dans la même rubrique

Glasy amin’ny frezy sy sôkôla

18/10/2019

Akora ilaina · Frezy 500ml · Siramamy 60ml · Creme glacée misy hanitra lavanila 500ml · Crème fouettée na crème liquide 500ml · Sôkôla 2 fonosana

 Lire la suite...

Mofo jambon sy fraomazy, atao cake

17/10/2019

Akora ilaina · Mofo maina 250g · Ronono 600g · Atody 3 · Jambon 100g · Sira 1 sk · Paprika 1 sk · Dipoavatra

 Lire la suite...

Mangahazo atao lasopy miaraka amin’ny atody

14/10/2019

Fomba hafa ihinanana ny mangahazo mba tsy ho ilay amin’ny tsirony mamy foana no hankafizana azy ity hatolotra anao anio ity.

 Lire la suite...

Frittata amin’ny legioma

11/10/2019

Akora ilaina · Atody 5 · Ronono 5 sl · Korzety 300g · Poavrao mena ½ · Tongolo gasy voany 2 lehibe · Dità · Menaka na dibera · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Nem amin’ny tongotr’omby sy atidohan-kena

10/10/2019

Akora ilaina · Tongotr’omby 2 efa malemy tsara · Champignons de Paris 150g · Tongolo be 1 · Moutarde 30g · Persily tahony 1 · Vinaingitra 5 sl · Menaka oliva 2 sf · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Desera vita amin’ny voatabia

07/10/2019

Manomboka miha-mora ny voatabia. Andeha indray hikarakara desera miaraka amin’ity voankazo ity isika hanararaotana ny fahavokarany.

 Lire la suite...

Manamboatra koba ravina

04/10/2019

Akora ilaina · Kobam-bary 250g · Akondro masaka tsara 3 lehibe · Tahona lavanila 1 · Siramamy 2 sk · Ravin’akondro iray lehibe · Voanjo manta 4 sf · Mena-boanjo 2 sf

 Lire la suite...

Sakafo

Poarao sy ovy nendasina

16/09/2019

Akora ilaina · Ovy 3 · Tahona poarao 2 · Tongolo gasy · Fraomazy mafy efa voakiky 50g · Menaka oliva · Chapelure · Sira sy dipoavatra

 

 

 

Fikarakarana azy

1.      Andrahoina amin’ny evo-drano ny legioma sy ny tongolo gasy

2.      Totoina amin’ny “mixeur” na potserina tanana ireo legioma

3.      rehefa vita dia atambatra miaraka aminy ao ny atody sy ny menaka oliva ary ny hanitra

4.      Arotsaka ao anaty lovia jobo iray ireo dia ampiarahina aminy ao koa ny fraomazy sy ny chapelure

5.      Hanajanonana “chapelure” kely ao anaty lovia

6.      Volaina araka izay endrika hitiavana azy izany ary rehefa vita dia ampandalovina ao anatin’ilay chapelure

7.      Hafanaina ny menaka dia endasina tsirairay ireo ary tsy avela ho may

8.      Aroso mahamay tsara miaraka amin’ny maiônezy na izay saosy tiana.

Tsaramaso mena sy legioma amin’ny krema

Akora ilaina

·         Menaka oliva

·         Tongolo gasy

·         Tsaramaso mena

·         Vary 200g

·         Kotomila 4 sk

·         Ranom-boasarimakirana 60ml

·         Tongolo be ½

·         Voatabia kely (cerise) 150g efa nozaraina 2

·         Saosy vinaingitra 4 sk

Fikarakarana azy

1.      Hafanaina ny menaka dia endasina ao ny tsaramaso mena efa masaka nasiana hanitra izay tiana. Ampiana rano kely dia avela hiketrika

2.      Andrahoina ny vary, tsy atao malemy be dia asiana kotomila, menaka oliva sy ranom-boasarimakirana rehefa masaka.

3.      Aroso miaraka ireo rehefa vita dia ampiana ilay tongolo be efa notetehina araka izay hitiavana azy sy ilay saosy vinaingitra

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo