Jejoo

Dans la même rubrique

Alarobia : lelan’omby saosy – 7.500Ar

03/09/2019

Akora ilaina • Lelan’omby ½ kg – 7.000Ar • Voatabia sy tongolo – 500Ar

 Lire la suite...

Alarobia: Lentille sy saosisy – 12.000Ar

27/08/2019

Akora ilaina · Lentille 2kp – 5.000Ar · Saosisy ½ kg – 7.000Ar

 Lire la suite...

MENU

23/07/2019

Alarobia: anamamy sy henan’omby rony – 7.500Ar Akora ilaina · Anamamy 1.000Ar · Henan’omby ½ kg – 6.000Ar · Voatabia sy tongolo

 Lire la suite...

Alarobia : Karaoty sy toton-kena – 8.500Ar

02/07/2019

Akora ilaina · Karaoty -2.000Ar · Toton-kena - 6.000Ar · Kotomila - 200Ar

 Lire la suite...

Alarobia : Hena-baolina saosy – 6.500Ar

25/06/2019

Akora ilaina · Toton-kena ½ kg – 5.500Ar · Voatabia sy tongolo

 Lire la suite...

MENU Alarobia : Lentille sy saosisy – 12.000Ar

11/06/2019

Akora ilaina · Lentille 2kp – 5.000Ar · Saosisy ½ kg – 7.000Ar · Voatabia sy tongolo ary hanitra hafa

 Lire la suite...

ZOMA

07/06/2019

Tarika Mivazo : Hanolotra seho etsy amin’ny Lounge Feeling Ambohimangakely ry Tojo, Max, Eddi, Andry sy Fy manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

Menu

Alarobia : legioma sy henan’omby – 8.500Ar

10/09/2019

Akora ilaina • Legioma - 2.000Ar • Nofon-kenan’omby ½ kg – 6.000Ar

 

 

 

Alakamisy : anamamy sy saosisy – 10.000Ar

Akora ilaina

 • Anamamy 2.500Ar

 • Saosisy ½ kg – 7.000Ar

• Tongolo gasy - 500Ar

Zoma: nofon-trondro saosy amin’ny tavim-boanio – 8.000Ar

 Akora ilaina

• Nofon-trondro ½ kg – 7.000Ar

• Poavrao sy voatabia - 700Ar

Sabotsy : lelan’omby amin’ny petit pois – 8.500Ar

Akora ilaina

• Lelan’omby 7.000Ar

 • Petit pois 2kp – 1000Ar

• Voatabia sy tongolo

Alahady : bol renversé - 10.000Ar

Akora ilaina

• Legioma 1.500Ar

• Olatra maina 1 fonosana - 600Ar

• Henan-kisoa ¼ kg – 3.500Ar

• Atody 6 – 3.000Ar

• Vary fotsy matsiraka

Alatsinainy: akoho sy legioma – 7.500Ar

Akora ilaina •

Akoho ½ kg – 5.000Ar

• Legioma - 2.000Ar

Talata: ron’ovy sy patsa mena – 2.000Ar

 Akora ilaina • Ovy 1kg – 1.000Ar

• Patsa mena - 200Ar

• Sakamalao sy tongolo - 500Ar

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo