Jejoo

Dans la même rubrique

"Rouleau de printemps pané" Akora ilaina

22/05/2020

ho an'ny sesika ( mahavita 20 isa): Totonkenan' omby 250g Tongolo 6 Karaoty lehibe 1 Olatra mainty Poavrao lehibe 1 Pate blanche Tapotsin'atody 1

 Lire la suite...

Omelette amin'ny jambon

15/05/2020

Maro ny fomba afaka hikarakarana ny « omelette ». Iray amin’izany fotsiny ity entina aminao anio ity: Ireto avy ireo akora ilaina:

 Lire la suite...

Nosy Be Nisy "lame" tao anatin'ilay mofo

09/05/2020

Tohina mafy ny mpanjifa ao Nosy Be, faritra Diana raha nahita fanehoana (publication) nataon’ny mpividy mofo dipaina iray omaly zoma maraina 08 Mey.

 Lire la suite...

Paramedicaux eny amin’ny barrage sanitaire Tsy manaraka ny fenitra ny fitaovana fiarovana

09/05/2020

Manaitra ny tompon’andraikitra ao amin’ny Sendikan’ny Mpitsabo mpanampy sy sages-femmes eto Madagasikara na ny SISFM ireo mpitsabo mpanampy mivondrona ao amin’ny Association des Jeunes Paramédicaux

 Lire la suite...

CUISINE "Gaufre" masira, matsiro

27/04/2020

Rehefa mikarakara na mihinana « gaufre » dia tsy mahazatra loatra ilay izy masira.

 Lire la suite...

Maiônezy

23/03/2020

Akora ilaina · Tamenak’atody 1 · Moutarde mahery 1 sf · Menaka · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Galety amin’ny vary sy laisoa

20/03/2020

Akora ilaina · Vary 300g · Laisoa 1 · Jambon blanc 100g · Tongolo be 1 · Atody 4 · Lafarinina 2sf · Tamotamo 2 tsongo · Menaka hanendasana · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Sakafo

Gratin amin’ny legioma

09/09/2019

Akora ilaina · Korzety 2 · Poavrao 1 · Voatabia 3 · Tongolo 1 · Tongologasy hasiny 2 · Ravina maitsomanitra · Atody 5 · Ronono 5 sl · Menaka olive · Sira sy dipoavatra

 

 

 

 

Fikarakarana azy

1.      Voasana sy karakaraina ny legioma

2.      Tetehina efa mira madinika rehefa vita

3.      Endasina amin’ny menaka olive ny tongolo sy tongolo gasy

4.      Arotsaka miaraka amin’ireo ny legioma ary asiana sira sy dipoavatra

5.      Avela ho masaka kely

6.      Hafanaina mialoha eo amin’ny 200°C ny lafaoro

7.      Kapohina miaraka ny ronono sy ny atody iray

8.      Arotsaka miaraka amin’ny legioma efa masaka ary araraka ao anatin’ny lovia fanaovana gratin

9.      Vakiana ho eo ambonin’ireo legioma ireo ny atody ambiny ka mialohan’izay dia somary alentika kely ny legioma mba tsy ho vaky ny tamenak’atody

10.  Asiana sira sy dipoavatra ary fafazana fraomazy efa voakiky

 

Patsa be amin’ny legioma

Akora ilaina

·         Patsa be efa miala ny hodiny 500g

·         Tongolo gasy hasiny 4 ( efanotetehinamanify)

·         Voatabia 3 ( efanesorinanyhodinyarynotetehinamanifyihanykoa)

·         Karaoty 1 tetehina lavalava manify

·         Korzety 1 tetehina efamira

·         Cumin 1 sk

·         Sakamalao 1 sk

·         Paprika 1 sk

·         Tamotamo 1 sk

·         Oliva mainty 3 sf

·         Sira sy dipoavatra

Fikarakarana azy

1.      Endasina kely ny tongolo gasy

2.      Ampiarahina aminy ao ny voatabia, ny karaoty

3.      Tapohina rano kely

4.      Asiana ireo hanitra dia avela hiketrika eo ambony afo malefaka

5.      Atambatra amin’ireo ny patsa be ary haroina matetika mba hifangaro tsara

6.      Dimy minitra mialohan’ny hahamasahany vao arotsaka ireo olive mainty

7.      Aroso mahamay tsara

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo