Jejoo

Dans la même rubrique

"Rouleau de printemps pané" Akora ilaina

22/05/2020

ho an'ny sesika ( mahavita 20 isa): Totonkenan' omby 250g Tongolo 6 Karaoty lehibe 1 Olatra mainty Poavrao lehibe 1 Pate blanche Tapotsin'atody 1

 Lire la suite...

Omelette amin'ny jambon

15/05/2020

Maro ny fomba afaka hikarakarana ny « omelette ». Iray amin’izany fotsiny ity entina aminao anio ity: Ireto avy ireo akora ilaina:

 Lire la suite...

Nosy Be Nisy "lame" tao anatin'ilay mofo

09/05/2020

Tohina mafy ny mpanjifa ao Nosy Be, faritra Diana raha nahita fanehoana (publication) nataon’ny mpividy mofo dipaina iray omaly zoma maraina 08 Mey.

 Lire la suite...

Paramedicaux eny amin’ny barrage sanitaire Tsy manaraka ny fenitra ny fitaovana fiarovana

09/05/2020

Manaitra ny tompon’andraikitra ao amin’ny Sendikan’ny Mpitsabo mpanampy sy sages-femmes eto Madagasikara na ny SISFM ireo mpitsabo mpanampy mivondrona ao amin’ny Association des Jeunes Paramédicaux

 Lire la suite...

CUISINE "Gaufre" masira, matsiro

27/04/2020

Rehefa mikarakara na mihinana « gaufre » dia tsy mahazatra loatra ilay izy masira.

 Lire la suite...

Maiônezy

23/03/2020

Akora ilaina · Tamenak’atody 1 · Moutarde mahery 1 sf · Menaka · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Galety amin’ny vary sy laisoa

20/03/2020

Akora ilaina · Vary 300g · Laisoa 1 · Jambon blanc 100g · Tongolo be 1 · Atody 4 · Lafarinina 2sf · Tamotamo 2 tsongo · Menaka hanendasana · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Sakafo

Gilasy amin’ny akondro, voanio sy kakaô

06/09/2019

Akora ilaina · Akondro 4 · Tavim-boanio 2 sf · Kakaô 3 sf · Sira 1 tsongo

 

 

Fikarakarana azy

1.      Tetehina boribory kelikely ny akondro

2.      Ampidirina ao anaty vata fampangatsiahana, ao amin’ilay faritra mampivaingana sakafo aloha ireo akondro

3.      Avela hivaingana ny alina tontolo mihitsy

4.      Ny maraina dia totoina amin’ny “mixeur” miaraka ny akondro sy ny tavim-boanio mandrapahazo fangaro toy ny krema

5.      Atambatra miaraka aminy ao ny kakaô sy ny sira dia haroina indray

6.      Raha toa ka tsapanao fa tsy dia mamy tsara ilay fangaro dia azo ampiana tantely iray sotrokely

7.      Loharana ho ao anaty lovia jobo kely iray dia hanina ho tsindrin-tsakafo na araka izay fotoana hitiavana azy

Torohevitra

Azo atao ny manampy “pépite de chocolat” ao anatin’ny gilasy na maka sôkôla efa mira iray dia kikisana amin’ny “rappe” ary atao eo ambonin’ilay gilasy

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo