Jejoo

Dans la même rubrique

Glasy amin’ny frezy sy sôkôla

18/10/2019

Akora ilaina · Frezy 500ml · Siramamy 60ml · Creme glacée misy hanitra lavanila 500ml · Crème fouettée na crème liquide 500ml · Sôkôla 2 fonosana

 Lire la suite...

Mofo jambon sy fraomazy, atao cake

17/10/2019

Akora ilaina · Mofo maina 250g · Ronono 600g · Atody 3 · Jambon 100g · Sira 1 sk · Paprika 1 sk · Dipoavatra

 Lire la suite...

Mangahazo atao lasopy miaraka amin’ny atody

14/10/2019

Fomba hafa ihinanana ny mangahazo mba tsy ho ilay amin’ny tsirony mamy foana no hankafizana azy ity hatolotra anao anio ity.

 Lire la suite...

Frittata amin’ny legioma

11/10/2019

Akora ilaina · Atody 5 · Ronono 5 sl · Korzety 300g · Poavrao mena ½ · Tongolo gasy voany 2 lehibe · Dità · Menaka na dibera · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Nem amin’ny tongotr’omby sy atidohan-kena

10/10/2019

Akora ilaina · Tongotr’omby 2 efa malemy tsara · Champignons de Paris 150g · Tongolo be 1 · Moutarde 30g · Persily tahony 1 · Vinaingitra 5 sl · Menaka oliva 2 sf · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Desera vita amin’ny voatabia

07/10/2019

Manomboka miha-mora ny voatabia. Andeha indray hikarakara desera miaraka amin’ity voankazo ity isika hanararaotana ny fahavokarany.

 Lire la suite...

Manamboatra koba ravina

04/10/2019

Akora ilaina · Kobam-bary 250g · Akondro masaka tsara 3 lehibe · Tahona lavanila 1 · Siramamy 2 sk · Ravin’akondro iray lehibe · Voanjo manta 4 sf · Mena-boanjo 2 sf

 Lire la suite...

Sakafo

Akora telo mahavita nahandro mafilotra

02/09/2019

1.Krepy amin’ny akondro Akora ilaina • Akondro 1 • Fécule de mais 50ml • Atody 2

 

 

Fikarakarana azy

Potserina ny akondro dia afangaro miaraka aminy ao ny akora rehetra ambiny.

Maka lapoaly iray hamanana menaka kely dia endasina ary tsy atao mahery ny afo

 

2.Croissant au chocolat

Akora ilaina

 • Pate feuilletée ( ireny efa vita any an-tsena) 325g

• Sôkôla vaingany 250ml

• Atody efa nokapohina 1

 

Fikarakarana azy

Zaraina roa ireo paty ary atao izay ahazoana endrika telozoro.

Ametrahana tapaka sôkôla eny amin’ilay lohany ary ahorona toy ny tsihy.

Apetraka eo ambony lasitra efa nasiana dibera ary andrahoina ao anaty lafaoro amin’ny hafanana 180°C mandritra ny 15 minitra eo.

 

3.Salady amin’ny tongolo

Akora ilaina

• Tongolo lehibe 2

• Voazavo efa nangalana nofony na voasary 2 efa natoikana ny ranony

Atody efa nandrahoina tamin’ny akorany

 

Fikarakarana azy

Tetehina ireo akora rehetra dia asiana ilay ranona voasary teo.

Asiana sira sy dipoavatra ary hanina avy hatrany

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo