Jejoo

Dans la même rubrique

Glasy amin’ny frezy sy sôkôla

18/10/2019

Akora ilaina · Frezy 500ml · Siramamy 60ml · Creme glacée misy hanitra lavanila 500ml · Crème fouettée na crème liquide 500ml · Sôkôla 2 fonosana

 Lire la suite...

Mofo jambon sy fraomazy, atao cake

17/10/2019

Akora ilaina · Mofo maina 250g · Ronono 600g · Atody 3 · Jambon 100g · Sira 1 sk · Paprika 1 sk · Dipoavatra

 Lire la suite...

Mangahazo atao lasopy miaraka amin’ny atody

14/10/2019

Fomba hafa ihinanana ny mangahazo mba tsy ho ilay amin’ny tsirony mamy foana no hankafizana azy ity hatolotra anao anio ity.

 Lire la suite...

Frittata amin’ny legioma

11/10/2019

Akora ilaina · Atody 5 · Ronono 5 sl · Korzety 300g · Poavrao mena ½ · Tongolo gasy voany 2 lehibe · Dità · Menaka na dibera · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Nem amin’ny tongotr’omby sy atidohan-kena

10/10/2019

Akora ilaina · Tongotr’omby 2 efa malemy tsara · Champignons de Paris 150g · Tongolo be 1 · Moutarde 30g · Persily tahony 1 · Vinaingitra 5 sl · Menaka oliva 2 sf · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Desera vita amin’ny voatabia

07/10/2019

Manomboka miha-mora ny voatabia. Andeha indray hikarakara desera miaraka amin’ity voankazo ity isika hanararaotana ny fahavokarany.

 Lire la suite...

Manamboatra koba ravina

04/10/2019

Akora ilaina · Kobam-bary 250g · Akondro masaka tsara 3 lehibe · Tahona lavanila 1 · Siramamy 2 sk · Ravin’akondro iray lehibe · Voanjo manta 4 sf · Mena-boanjo 2 sf

 Lire la suite...

Sakafo

Boulette « vegetarienne »

30/08/2019

Akora ilaina · Atody 1 · Karaoty 1 · Selery tahony 1 · Tongolo be ½ · Parmesan ¼ tasy · Menaka oliva 1sf · Vinaingitra balsamique ½ sf · Voanjo 2 sf · Persily ¼ tasy · Lentilles 1 tasy · Chapelure ½ tasy · Dità tahony 1 · Laisoa 1 · Voatabia amin’ny boaty 1 ½ sf

 

 

 

Fikarakarana azy

1.      Totoina ny voanjo dia tetehina manify ny persily ary esorina ny ravin’ny dità. Kikisana madinika ny karaoty, ny tongolo , ny selery sy ny tongolo gasy

2.      Afangaro ao anaty lovia jobo lehibe ireo rehetra ireo

3.      Andrahoina mialoha ny lentille dia afangaro amin’ireo koa

4.      Arotsaka ny atody hifangaro ary manamboatra bolety araka izay habeny  tiana amin’izay

5.      Hafanaina ny menaka rehefa vita ary endasina tsirairay

6.      Aroso miaraka amin’ny salady amin’ilay mbola mafana iny no tena mafilotra ny fihinanana azy .

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo