Jejoo

Dans la m麥e rubrique

1-Roa taona taty aorian'ny nahafatesan'i Johnny Hallyday dia fantatra fa manana olon-tiana vaovao i Laetitia Hallyday.

16/09/2019

Pascal Balland no anaran'io oln-tiany io izay mpandraharaha ao Frantsa sy tompona htely maro any an-toerana. Mbola fiarahana mifanalavitra ihany moa ny azy ireo satria any Los Angeles i Laetitia ary ao Parisy kosa i Pascal Balland.

 Lire la suite...

1. Nanolotra vola mitentina 750.000 dolara ho an地y fikambanana ォNest of Love サ i Kylie Jenner.

12/09/2019

Ity fikambanana ity moa dia mitsangana mba hanampiana ireo vehivavy ho lasa mpitarika na hitana andraikitra ambony. Nanamarika ny rehetra ity asa soa nataon段 Kylie Jenner ity izay isan段reo tanora vehivavy malaza manam-bola indrindra eran-tany.

 Lire la suite...

Shania Twain, Jessica Biel nanambady ny namany akaiky

10/09/2019

Betsaka ireo mametra-panontaniana hoe : hatraiza ny fetran地y finamanana eo amin地y lahy sy ny vavy. Ny an段reto olo-malaza ireto aloha dia lasa tantaram-pitiavana mihitsy ary tonga hatrany amin地y fanorenana tokantrano.

 Lire la suite...

Madonna, Jennifer Lopezisan地y tena mamalan-kira an-tsehatra

06/09/2019

Indraindray tsy mampino ny mahita fa mamalan-kira ireo mpihira malaza, raha ny habetsaky ny hira efa novokariny sy ny fampisehoana efa natolony no jerena. Maro amin段zy ireny nefa no tena mamalana mihitsy ary isan段zany ry Madonna, Jennifer Lopez.

 Lire la suite...

1- Ny alahady lasa teo dia nihitsoka tao anaty "ascenceur" ny papa Francois raha tokony hanatanteraka ny pri鑽e de l'Angelus"

04/09/2019

izay fotoam-pivavahana fanaony isam-bolana. Efa niandry azy nandritra ny an-tsasakadiny ireo mpino vao tafavoaka tao amin'izany "ascenceur" izany izy, nampian'ireo mpamonjy voina.

 Lire la suite...

1/Afaka herinandro vitsy dia hiazo an段 Afrika Atsimo ny printsy Harry sy Meghan Markle vadiny ary i Archie, zanak段zy ireo.

03/09/2019

Efa tsindrin-daona izy mianakavy kely, indrindra fa ny printsy Harry satria toy ny trano faharoa mihitsy i Afrika Atsimo ho azy, araka ny filazany.

 Lire la suite...

Ireo olo-malaza mankafy 杜icro-sac

02/09/2019

Nahazo vahana mihintsy ny 杜icro-sac na ireny sac kely ireny tamin段ty taony. Mahazo vahana be izy ireny indrindra ho an段reo olo- malaza any ivelany satria dia saika mitondra azy ireny avokoa izy ireo amin段zao fotoana izao.

 Lire la suite...

People

Lamaody vaovaon段reo olo-malaza : Mampitovy akanjo amin地y zanaka

23/08/2019

Nahita lamaody vaovao indray ireo olo-malaza, ny mampitovy akanjo amin地y zanaka. Sady manintona ny maso no mahafatifaty ny fampitoviana akanjo amin地y zanaka, antony nivoizan段zy ireo izany.

 2 taona lasa teo no nahitana izay lamaody izay ary an-tapitrisany maro no vola atontonon’ireo mpamokatra akanjo lehibe manerantany, toa ny H et M ohatra, hanarahana izay lamaody izay. Tsy voatery ny didin’akanjo ka mety ho loko, kisarisary iarahana dia efa manome ilay “look” tahaka ireto entina aminao ireto, izay azo alain-tahaka tsara ihany koa.

 

                                                                                                                                             Kalii

1-    

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo