Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Cameroun : olona maherin地y 40 no maty vokatry ny fihotsahan地y tany

31/10/2019

Tsy latsaky ny 42 ireo olona maty vokatry ny fihotsahan地y tany tao Cameroun, ny alin地y alatsinainy 28 hifoha 29 oktobra lasa teo.

 Lire la suite...

Sina : Tsy navela nihinana gilasy, novonoiny ny olon-tiany

23/08/2019

Mpifankatia tera-tany sinoa no niady tany anaty tsena lehibe iray tao Henan, ao Chine ny faran地y herinandro teo.

 Lire la suite...

Zaza 4 volana maty sempotry ny plastika teo am-pandriana

14/08/2019

Zazakely vao efa-bolana monja no hitan地y reniny nitsitra tsy nisy aina intsony, tamin地y alahady teo, tany Grand-Quevilly, any amin地y departemantan段 Seine-Maritime any Frantsa.

 Lire la suite...

Lehilahy 70 taona voafora tsinahy

08/08/2019

Nomena onitra 20.000livres ny lehilahy iray rehefa voafora tsy nahy tao amin地y hopitaly Leicester Royal Infirmary any Angletera.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty 途egime ny adolantsento

22/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin地y voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin地y lanjany.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona, novonoina rehefa avy nampijaliana

22/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafatiny no sazy azon段reto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty 途egime ny adolantsento

19/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin地y voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin地y lanjany.

 Lire la suite...

Manerantany

Brezila : Nirehitra ny alan段 Amazonie, tsy mety maty ny afo

23/08/2019

Efa maherin地y 3 herinandro izay no nirehitra ny ampahany amin地y alan段 Amazonie ary mbola tsy mety maty ny afo hatramin段zao.

 

 Niredareda be ny afo tany amin’ny valan-javaboahary akaikin’ny Rondonia fa niitatra hatrany amin’ny faritr’i Mato Grosso izany ary nanomboka omaly alakamisy 22 aogositra dia tsy mitsahatra ireo afo kely be dia be miitatra moramora. Misy foana moa ny doro-tanety toa izao isan-taona any amin’ny faritra Amazonie iny saingy volana vitsy izay dia tena nihamafy izany. Nitombo 83% ny doron-tanety hatramin’ny fiandohan’ny taona. Nilaza ny fanjakana breziliana fa ny hain-tany no tena mampirongatra ny doro-tanety toa izao. Matetika tonga dia mirehitra avy hatrany ireo bozaka na tsy misy manipy afo aza. Tamin’ity kosa, nilaza ny fikambanana tsy miankina iray fa ny politika manohitra ny fikoloana ny tontolo iainana ataon’ny breziliana no tena mampirongatra ireo doro-tanety ireo. 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo