Jejoo

Dans la même rubrique

ETAZONIA Nanapan-kevitra ny hisaona hateloana

23/05/2020

Noho ny habetsahan’ireo olona nodimandry vokatry ny Covid-19, dia nanapan-kevitra ny hanokana 3 andro hisaonan’ny firenena i Donald Trump,

 Lire la suite...

Burundi Nandroaka ireo solon-tenan’ny OMS hiala ny fireneny

15/05/2020

Namoaka taratasy milaza ny fandroahana olona efatra, ao anatin’ny vondrona iraisam-pirenena ho an’ny fahasalamana na OMS,

 Lire la suite...

Kaontinanta Afrikanina : Tokony hametraka paikady maharitra fahazoana rano

15/05/2020

Samy nametraka paikady ao anaty hamehana hiadiana amin'ny aretina Covid-19 ireo governemanta Afrikanina saingy ny hamehana ara-pahasalamana ihany no nataon'izy ireo lohalaharana amin'izany hoy ny Banky Iraisam-pirenena.

 Lire la suite...

Afrika Atsimo Orinasa iray amin’ny roa no tsy maintsy ho faty

09/05/2020

Lasibatra noho ny fiparitahan’ny valanaretina « coronavirus » ihany koa i Afrika Atsimo. Araka ny fandinihin’ny mpahay toe-karena ao an-toerana dia orinasa iray amin’ny roa no tsy maintsy ho faty mandritra ity krizy ity.

 Lire la suite...

« Coronavirus » 268.000 isa eo ireo maty manerantany

09/05/2020

Maherin’ny 268.000 isa ireo olona maty eran-tany, hatramin’ny nisian’ny valanaretina « coronavirus ». Any Etazonia no nahitana faty olona betsaka indrindra, raha ny salanisa, satria mahatratra 76.928 ireo nodimandry.

 Lire la suite...

Etazonia : Nisy namono ilay Profesora nikaroka momba ny Covid-19

08/05/2020

Profesora iray any amin’ny Oniversite Pittsburgh any Pennsylvanie Etazonia no hita faty tao an-tranony tamin'ny 2 mey lasa teo. Voatifitra izy ary feno ratra ny lohany sy ny vatany.

 Lire la suite...

Krizin'ny Covid-19 : Miha-be mamono tena ny japoney

07/05/2020

Nahitana trangana famonoantena vokatry ny krizy ateraky ny Coronavirus any Japana.

 Lire la suite...

Manerantany

Zaza 4 volana maty sempotry ny plastika teo am-pandriana

14/08/2019

Zazakely vao efa-bolana monja no hitan’ny reniny nitsitra tsy nisy aina intsony, tamin’ny alahady teo, tany Grand-Quevilly, any amin’ny departemantan’i Seine-Maritime any Frantsa.

 

 

 Tao amin’ny tranon’ny raibeny sy renibeny no nitrangan’ny loza. Ilay renim-pianakaviana nikiakiaka, rehefa nahita an’ilay zaza tsy niaina intsony, no nanaitra ny mpifanolo-bodirindrina. Araka ny fantatra dia natory irery io zaza io ary nandeha nijery azy, raha matory tsara, ny reniny, no nahita ny vatana mangatsiakany. Na natao aza ny ezaka rehetra namelomana azy, dia tsy avotra intsony ilay zaza. Raha ny valin’ny fanadihadiana hatreto dia karazana plastika niraikitra tamin’ny fanaka, ho fiarovana amin’ny vovoka, no nilatsaka teo amin’ny tarehin’ilay zaza, nandrakotra ny vavany sy ny orony, ka nanempotra azy ary nitarika an’izao fahafatesany izao.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo