Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Habibiana : Novonoiny ny sipany dia nandrahoiny !

21/01/2020

Efa am-bolana maro no novonoin段ty lehilahy teratany afrikanina iray ity ny olon-tiany saingy vao haingana vao tsikaritra izany.

 Lire la suite...

SALOHY Maty vady aman-janakamanao tsiahy azy 3 mianaka!

20/01/2020

Feno herin-taona katroka androany Alatsinainy 20 Janoary ny nahafatesan段reo vady aman-janaky Randimbisoa Salohy telo mianaka, teny Tsimialonjafy Mahamasina, toerana nihotsahan段lay vatobe tamin地y taona 2019.

 Lire la suite...

Vady saropiaro : Nokapainy famaky ilay ramatoa!

17/01/2020

Voaheloka higadra mandrapahafaty azy ny rangahy lehibe iray 78 taona, rehefa namono nahafaty ny vadiny noho ny resaka hasarotam-piaro.

 Lire la suite...

ANTSIRABE Zaza 4 sy 18 volana, maty novonoin-drainy!

16/01/2020

Raim-pianakaviana iray avy ao Antsirabe no voasambotry ny polisy ny sabotsy 11 janoary lasa teo rehefa avy namono ny zanany mianadahy.

 Lire la suite...

Kidnapping teny Soavimbahoaka : Vehivavy ny roa amin段reo voasambotra !

15/01/2020

Vehivavy miisa roa sy lehilahy iray no nalefa vonjimaika eny amin地y fonjan但ntanimora noho ilay resaka fakana ankeriny nahazo ilay teratany karana, Navaze Veledjee tompon地y orinasa Vel弛ptic niseho ny 13 desambra lasa teo.

 Lire la suite...

Adin地y mpivady Nodorany aloha ramatoa vao naleviny?

14/01/2020

Tamin地y alarobia 08 janoary teo no fantatra fa maty novoin地y vadiny, ny ramatoa iray izay hita razana, tao amina tan瀟a iray antsoina hoe :

 Lire la suite...

鄭ccident tamin地y 2019 : Olona 240 isa no maty

13/01/2020

" Betsaka lavitra ny maty tamin' ny lozam-pifamoivoizana raha mitaha amin'ny fanafihan-jiolahy". Hoy ny Jeneraly Richard Ravalomanana, Sekreteram-panjaka miadidy ny zandarimariam-pirenena, manoloana ny tatitry ny

 Lire la suite...

Actualit駸

Vadin地y filoha :mankafy ny fotoana miaraka amin地y zanany, manjifa ny fizahan-tany eto an-toerana

13/08/2019

Nitsidikany Tsingy de Bemaraha any amin段ny faritr段Melaky iny ny vadin地y filoham-pirenena, Mialy Rajoelina sy ny zanany, n yfaran地y herinandro lasa teo.

 

Nitsangatsangana ary niala voly tao anatin’izany valan-javaboahary izany izy ireo.Manamarikanyfitsidihinatahakaizaosatriaeoamin’nytoeranamisyazy, amin’nymahavadyaman-janakynyfiloham-pirenenaazyireodiamananafahafahanahitsidikafirenenahafaizyireo, toaan’iDubaï, Etazoniasyireomarohafa. Nisafidynyhanomelanjaan’iMadagasikaranefaizyireo, arynampahafantatranyhatsaran’izanytoeranaefamipetraka ho vakokaizanyihanykoa. Na diavitsyazaireoafakamanatanterakafialan-tsasatra any amin’inyfaritrainydiamanosikaireoizayafakamanaoizanyhisafidynyhijerynyTsingy de Bemarahavaohivoakaan’iMadagasikara aloha.  Rahatenatehankafynyhakanton’nytoerana moa diatsymaintsymihanikaamin’ireovatoefavoatefyara-boajanaharykamisynympitarikana “guide” efamatihaninaamin’izanytsymaintsyarahina. Misyihanykoaireofitaovanatsymaintsyanaovanambahiarovananyain’nytsirairay. Mila tanjakaihanyizanyrehetraizanyarymaharakatsaraireozanany, rahanyvadin’nyfiloha, nandritranyfitsidihina. Betsakanyadidysyandraikitrasahanin’nyvadin’nyfilohafanaeoazaireodiamanokanafotoanahankafizananyfiarahanaamin’nyzananyihanykoaizy.

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo