Jejoo

Dans la même rubrique

MENU ( ho an’olona 6)

30/06/2020

Alarobia : Epinard sy saosisy - 8.500Ar Akora ilaina · Epinard – 4.000Ar · Saosisy ¼ - 4.000Ar · Voatabia sy tongolo Alakamisy: tsaramaso maina sy henabaolina – 6.000Ar Akora ilaina

 Lire la suite...

MENU (ho an’olona 6) Alarobia : Ron’ovy sy lamoria – 4.000Ar

23/06/2020

Akora ilaina · Ovy ½ kg – 600Ar · Lamoria ¼ kg – 3.000Ar · Voatabia sy tongolo Alakamisy: Saosety sy atody – 2.500Ar Akora ilaina · Saosety 1.000Ar · Atody 2 – 1.000Ar · Voatabia sy tongolo – 500Ar

 Lire la suite...

Soso-kevitra laoka herinandro

21/04/2020

ALATSINAINY : Henan'omby sy anantsonga Akora ilaina • Henan'omby 1/2 - 6.000Ar • Anantsonga - 1.000 Ar • Voatabia sy tongolo - 500Ar

 Lire la suite...

Menu

10/03/2020

Alarobia : tongotr’omby sy voanjobory – 9.000Ar Akora ilaina · Tongotr’omby 1 – 6.000Ar · Voanjobory maina 2 kp – 2.000Ar · Voatabia sy tongolo 500Ar · Kotomila sy tongolo gasy 300Ar

 Lire la suite...

Menu Alarobia : Haricot vert sy henan-kisoa

11/02/2020

Akora ilaina · Haricot vert 2.000Ar · Henan-kisoa 1/2kg – 7.000Ar · Tongolo gasy 500Ar Alakamisy : amalona saosy – 7.800Ar

 Lire la suite...

MENU Alarobia : Henan’omby sy haricot vert – 8.000Ar

28/01/2020

Akora ilaina · Henan’omby ½ - 6.000Ar · Haricot Vert 1.400Ar · Voatabia na poavrao mena 500Ar

 Lire la suite...

Alarobia : Poavrao sy hena baolina – 6.000Ar

03/12/2019

Akora ilaina · Poavrao mena sy maitso 500Ar · Toton-kena ½ kg – 5.000Ar · Voatabia sy tongolo 500Ar

 Lire la suite...

Menu

Alarobia : Henan’omby saosy – 7.500Ar

13/08/2019

Akora ilaina · Henan’omby matavy ½ kg – 6.000Ar · Voatabia sy tongolo – 500Ar · Sakamalao sy tongolo gasy – 500Ar

 

 

 

Alakamisy: Akoho saosy sy holatra – 7.500Ar

Akora ilaina

·         Akoho ½ kg – 5.000Ar

·         Holatra 2.000Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

Zoma: Voanjobory sy anamalaho rony – 5.500Ar

Akora ilaina

·         Voanjobory maina 1kp – 1.000Ar

·         Anamalaho – 500Ar

·         Henan’omby – ¼ kg – 3.500Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

Sabotsy: Ravitoto sy henan-kisoa – 10.000Ar

Akora ilaina

·         Ravitoto 2.000Ar

·         Henan-kisoa ½ kg – 7.000Ar

·         Tongolo gasy 500Ar

Alahady: Patsa be sy saosisy – 13.000Ar

Akora ilaina

·         Patsabe ¼ kg – 5.000Ar

·         Saosisy ½ kg – 7.000Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

Alatsinainy: Korzety sy hena baolina – 9.000Ar

Akora ilaina

·         Toton-kena ½ kg – 6.000Ar

·         Tongolo maitso – 500Ar

·         Korzety 2.000Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

Talata: Kabaro saosy –  3.500Ar

Akora ilaina

·         Kabaro maina 2kp – 2.500Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo