Jejoo

Dans la même rubrique

La beauté commence au moment où vous décidez d’être vous-même (Coco Chanel)

23/08/2019

Misy fitenintsika malagasy izay manao hoe : aza mitomany randrana manendrika ny hafa. Fombantsika vehivavy mihitsy mantsy io maka tahaka io, rehefa nisy taovolon’ny namana nanintona antsika, na nisy fomba fianjaikan’olo-malaza mahafinaritra…

 Lire la suite...

Il n’est jamais trop tard pour devenir ce que tu aurais pu être (George Eliot)

21/08/2019

Raha tsy manana faniriana sy nofinofy isika dia toy ny tsy olombelona. Ny faniriana sy ny nofinofy mantsy no marika fa misy fanantenana ao anaty ao, ary io fanantenana io no mampitsangana antsika eo am-pandriana isan’andro, manosika antsika hanao izay ezaka rehetra ahatrarana tanjona.

 Lire la suite...

Le pardon n’est pas quelque chose que nous faisons pour les autres. Nous le faisons pour nous-mêmes afin d’aller mieux et d’aller de l’avant.

19/08/2019

Mampandry ny saina ka manome fahatsapana fahafaham-po ny fanaovana valifaty indraindray.

 Lire la suite...

«Le meilleur moyen de prévoir le futur, c’est de le créer.» Peter Drucker

16/08/2019

Samy mba manana ny vinavinany amin’ny hoavy ny tsirairay. Na eo amin’ny lafiny ara-bola, ara-boninahitra, arak’asa, ara-pifandraisana,

 Lire la suite...

« C’est avec nos erreurs qu’on apprend. Et avec le temps, on comprend »

14/08/2019

Betsaka ny olona no tsy manaiky ho diso eo amin’ny fiainana ka mitazona an’ilay tarigetra hoe : namandresy, na mahazolesona.

 Lire la suite...

« La négativité entrave le progrès. La peur et les inquiétudes bloquent la bénédiction. »

12/08/2019

Fomba iray toa nitaizana ny fisainantsika Malagasy ilay fiteny hoe : ny hamisavisana ny ratsy, hihavian’ny soa. Tsy misy ny mahadiso tanteraka izany,

 Lire la suite...

« Pour chaque minute où vous êtes en colère, vous perdez soixante seconde de bonheur »

09/08/2019

Trangavoajanaharyamin’nymahaolonany ho tojohatezeranamitafotaforehefamisyizaymifanolanaamin’nyfona nysaina.

 Lire la suite...

Citation

« Une belle femme plait aux yeux, une bonne femme plait au cœur ; l’une est un bijou, l’autre un trésor » Napoléon Bonaparte

13/08/2019

Mitana anjara toerana lehibe isika vehivavy amin’ny fiainana andavan’andro, na eo anivon’ny firenena, na fiaraha-monina na ankohonana.

 

 

 Isika no maodelin’ny hafa amin’ny fitondra-tena, fomba fijery, na fomba fianjaika aza…satria Reny isika ary na ireo zanantsika lahy aza dia manaja sy manankina ny fiainany amintsika.

Mba tsy handiso fanantenana ireo « mitodika » mankafy sy maka lesona amintsika dia adidintsika vehivavy ny mikatsaka ny tsara hatrany ho ampitaina amin’izy ireo. Hatomboka any amin’ny fikarakaram-batana. Hanokany fotoana ny fikoloana io vatana mahafatifaty voajanahary nomena anao io, hatrany amin’ny fahadiovana ka hatrany amin’ny fijejojoana kely. Aza adinoina anefa fa na hanao ezaka tahaka ny inona aza ianao eo amin’ny endrika ivelany, rehefa tsy manana fo madio sy mazava dia zava-poana ihany izany. Tano ary fikiro ilay toetra maha-vehivavy : be fandeferana, feno fahendrena, tia ny hafa,  mahay mizara, manaja ny hafa…kanefa manetry tena. Raha tahaka izany daholo ny vehivavy malagasy…azonao an-tsaina ve ny mety ho fiovana hisy?

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo