Jejoo

Dans la même rubrique

Kenny Rogers,: nodimandry ilay mpanjakan’ny « Country »

23/03/2020

Ilay hira « Lady » izay nindramin’i Lionel Ritchie, taty aoriana, no tena ahafantarana an’i Kenny Rogers. Ilay hira mitondra ny lohanteny hoe « Lucille » no nampiakatra ny lazany, tany amin’ny taona 1977.

 Lire la suite...

Andie MacDowell : 61 taona …inona no mampafatifaty azy?

20/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy. 1. Mpifoha maraina

 Lire la suite...

Andie MacDowell : tokony ho rehareha ny taona, hoy izy

19/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy.

 Lire la suite...

Coronavirus : 20 mahery ireo olo-malaza voany

16/03/2020

Tsy mifidy ny valan’aretina « coronavirus » fa na olona tsy eritreretina ho voany aza dia tratrany avokoa.

 Lire la suite...

Katy Perry : miantsehatra na mitoe-jaza aza

11/03/2020

Tsy karazan’ireo vehivavy mitoe-jaza dia mipetrapetraka tsara any an-trano miandry ny fotoana ahaterahana ilay mpihira Katy Perry. Niakatra an-tsehatra mantsy izy,

 Lire la suite...

Taylor Swift : Nahalafo CD betsaka indrindra tamin’ny 2019

10/03/2020

Tonga eo amin’ny laharana voalohany maneran-tany amin’ny famarotana kapila, tamin’iny taona 2019 iny, ilay mpihira amerikanina, Taylor Swift.

 Lire la suite...

Ireo mpanakanto malaza noho ny solomaso hanaovany

09/03/2020

Sokajiana ho kojakoja manampy amin’ny haingo izay hanaovana ny solomaso na ilay tsy maintsy hanaovana vokatry ny areti-maso na ilay « zesta » fotsiny.

 Lire la suite...

People

1. Mety ho arodana indray ireo trano natsangan’i Kanye West,

09/08/2019

izay nahoriny ho an’ny olona sahirana nanomboka tamin’ny volana jolay lasa teo. Rehefa tena nanomboka ny asa mantsy ireo mpanao trano dia nitaraina ny manodidina fa tsy manaraka fenitra ireo trano vao nahorina ireo.

Raha tsy mahazo ireo taratasy fahazoan-dalana ilaina sy takiana aminy ho an’ireo trano vao amboarina ireo noho izany i Kanye West dia tsy maintsy ho arodany izany.

 

2.       Efa niteraka roa ilay mpilalao sarimihetsika Halle Berry amin’izao fotoana izao. Teo amin’ny faha-40 taonany izy no niteraka ilay zanany vavy voalohany, Nala. Nilaza ity mpilalao sarimihetsika ity fa nanenina ihany tsy niteraka alohaloha. Nanome lanja ny asany amin’ny maha-mpilalao sarimihetsika azy aloha mantsy izy vao nanapa-kevitra ny hiteraka. Raha niteraka aloha nefa izy, araka ny filazany dia afaka nankafy tsara ny fahasambarana amin’ny fitaizana. Ary tokony naka ireny “mere porteuse” ireny mihitsy aza izy tamin’izany.

Rinahsoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo