Jejoo

Dans la même rubrique

Cameroun : olona maherin’ny 40 no maty vokatry ny fihotsahan’ny tany

31/10/2019

Tsy latsaky ny 42 ireo olona maty vokatry ny fihotsahan’ny tany tao Cameroun, ny alin’ny alatsinainy 28 hifoha 29 oktobra lasa teo.

 Lire la suite...

Brezila : Nirehitra ny alan’i Amazonie, tsy mety maty ny afo

23/08/2019

Efa maherin’ny 3 herinandro izay no nirehitra ny ampahany amin’ny alan’i Amazonie ary mbola tsy mety maty ny afo hatramin’izao.

 Lire la suite...

Sina : Tsy navela nihinana gilasy, novonoiny ny olon-tiany

23/08/2019

Mpifankatia tera-tany sinoa no niady tany anaty tsena lehibe iray tao Henan, ao Chine ny faran’ny herinandro teo.

 Lire la suite...

Zaza 4 volana maty sempotry ny plastika teo am-pandriana

14/08/2019

Zazakely vao efa-bolana monja no hitan’ny reniny nitsitra tsy nisy aina intsony, tamin’ny alahady teo, tany Grand-Quevilly, any amin’ny departemantan’i Seine-Maritime any Frantsa.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty “regime” ny adolantsento

22/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin’ny voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin’ny lanjany.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona, novonoina rehefa avy nampijaliana

22/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafatiny no sazy azon’ireto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty “regime” ny adolantsento

19/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin’ny voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin’ny lanjany.

 Lire la suite...

Manerantany

Lehilahy 70 taona voafora tsinahy

08/08/2019

Nomena onitra 20.000livres ny lehilahy iray rehefa voafora tsy nahy tao amin’ny hopitaly Leicester Royal Infirmary any Angletera.

 Fitiliana tatavy no antony nanatonan’i Terry Brazier, lehilahy 70 taona tany amin’ny hôpitaly kinanjo nampifamadihan’ireo mpiasa tamina marary hafa izy ka noforaina avy hatrany. Na ilay lehilahy koa aza tsy nahatsikaritra ny natao azy fa varian-dresaka tamin’ireo mpitsabo nikarakara azy ka efa tara loatra vao tonga saina izy.

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo