Jejoo

Dans la même rubrique

Roulée de pommes de terre

19/07/2019

Akora ilaina · Ovy 550g · Atody 2 · Fraomazy mafy efa voakiky 100g · Tongolo 1 · Sira sy dipoavatra · Jambon silany 4 lehibe · Fraomazy mafy boribory 1

 Lire la suite...

Hena baolina nasiana fraomazy

18/07/2019

Akora ilaina · Tongolo be efa notetehina manify · Tongolo gasy efa voapotsitra · Karaoty 1 notetehina efamira · Poavrao notetehina efamira · Menaka oliva 15ml · Atody efa nokapohina · Chapelure ½ tasy · Petits pois ½ tasy · Sauce huitre 1 sf · Ketchup 3 sf · Saosy fatao amin’ny hena 1 sf · Toton-kena 150g · Sira sy dipoavatra · Fraomazy mafy efa notetehina

 Lire la suite...

Gratin de chou fleur by Latie

17/07/2019

Zavatra ilaina · Chou fleur iray · Lafarinina 4 sotro fihinanana · Ronono 4 kaopy lehibe · Tongolo gasy 200ar · Tongolo oignon 4 · Dibera eran’ny sotro fihinanana · Fraomazy voakiky (gouda na parmesan) · Fraomazy vache qui rit 6 · Sira sy dipoavatra · Menaka 4 sotro fihinanana

 Lire la suite...

1. Flan amin’ny karaoty

15/07/2019

Akora ilaina · Karaoty 600g · Atody 2 · Fromage blanc 100g · Dibera 20g · Cumin 1 sk · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Terrine de poulet aux poivrons

12/07/2019

Akora ilaina · Nofon’akoho 350g · Atody 3 · Poavrao mavo ½ · Poavrao volomboasary ½ · Poavrao mena ½ · Fraomazy ½ · Ravina maitso tahony 10 · Dità tahony 5 · Kotomila raviny 5 · Persily fehiny kely · Dipoavatra sy Sira · Lafarinina T65 1 sk

 Lire la suite...

Gaufres masira sy mafilotra

08/07/2019

Rehefa mikarakara na mihinana « gaufre » dia tsy mahazatra loatra ilay izy masira. Andeha hiova kely indray ka ahandro « gaufre » masira isika, ho an’ny anio.

 Lire la suite...

Bimbimpap

05/07/2019

Ilaina ny mihinana sakafo be “fer” amin’izao vanim-potoan’ny ririnina izao. Isan’ny sakafo mitondra izany ity aroso anao ity sady mora karakaraina no mafilotra tsara.

 Lire la suite...

Sakafo

Gratin de choux fleur, akoho sy jambon

11/07/2019

Akora ilaina · Bacon tetika 4 · Nofon’akoho 250g · Choux fleur lehibe 1 · Crème fraiche 125ml · Fraomazy 250g · Tongolo maitso

 

 

 

 

Fikarakarana azy

1.       Hafanaina ny lafaoro eo amin’ny 190°C

2.       Endasina kely aloha ny bacon dia atokana rehefa vita

3.       Esorina ilay menaka tao anaty lapoaly iny

4.       Endasina indray koa ny akoho mba ho masaka tsara hatrany anatiny

5.       Arotsaka miaraka aminy ao ny “choux fleurs”

6.       Haroina tsara  dia atambatra miaraka aminy ao indray ny bacon sy ny krema

7.       Avela hangotraka kely

8.       Asiana sira sy dipoavatra dia haroina

9.       Arotsaka ao anaty lovia mahazaka hafanana dia fenoina fraomazy efa voakiky

10.   Ampidirina ao anaty lafaoro ary andrahoina mandritra ny 12 minitra eo ho eo

11.   Rehefa tena handroso azy mihitsy vao rarahina ilay tongolo maitso efa notetehina madinika

 

 

Rinahsoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo