Jejoo

Dans la même rubrique

Molokely : Ireo tsara ho fantatra mahakasika azy

14/01/2020

Taova tsy tena manaitra firy, ny lehilahy na ny vehivavy ny molokely amin’ny fivaviana. Isan’ireo faritra azo ambara ho itoeran’ny filangolangoan’ny vehivavy anefa io faritra io,

 Lire la suite...

Paozy eo am-pandriana, samy manana ny tsirony

07/01/2020

Maro karazana ireo paozy azo atao mandritra ny firaisana ara-nofo. Samy manana ny mampiavaka azy sy ny mampatsiro azy avy izy ireny. Santionany ireto entina aminao ireto.

 Lire la suite...

Vehivavy dongadonga : Mahay mampirevy !

06/01/2020

Tsy ny vehivavy tsara bika sy mirafi-batana tsara ihany no afaka manome fahafinaretana lafatra eny am-pandriana.

 Lire la suite...

Mitelina tsirinaina dia… mihena !

24/12/2019

Valim-panadihadiana medikaly, navoakan’ny profesora Ingrid Fleisher,

 Lire la suite...

Ireo nofinofim-pilàna maro mpankafy

18/12/2019

Ankavitsiana ireo mpifankatia no sahy mamboraka ny nofinofim-pilàny sy ny faniriana mampientana azy.

 Lire la suite...

Tsy ampy rano…tandremo ny “infection urinaire”!

04/12/2019

Amin’izao fotoanan’ny mafana izao indrindra no tena betsaka ny olona tratry ny “infection urinaire”, satria tsy misotro rano.

 Lire la suite...

Miray ara-nofo mandritra ny “regles”

03/12/2019

Tsy misy mihitsy ny fandrarana ara-medikaly, raha hiray ara-nofo mandritra ny fotoana hahatongavan’ny fadimbolana.

 Lire la suite...

Sexo

Ambony seza, latabatra… fahafinaretana tsara kokoa

09/07/2019

Ankoatra ny fandriana dia misy toeran-kafa azo hanatanterahana ny firaisana ara-nofo. Sady mba miova amin’ny mahazatra izany no mahafantatra paozy hafa, mampianoka fahafinaretana hafa ihany koa.

 

 

 

Ambony seza

Mampientanentana ny firaisana ara-nofo atao eo ambony seza. Mipetraka eo amboniny ny lehilahy ary somary mitsangana, mihetsiketsika kosa ny vehivavy. Tombony amin’ity paozy ity ny ahafahan’ny lehilahy mamantatra tanteraka ny vatan’ilay olon-tiany, indrindra ny nonony. 

Sisin-databatra

Afaka manatsara tanteraka ny firaisana ara-nofo ny sisin-databatra. Malalaka be ny paozy azo tanterahina aminy : afaka mivalapatra, misabaka eo amboniny ohatra ny vehivavy, ka manofoka moramora ny filahiany kosa ny lehilahy. Mila mitandrina tsara anefa, sao marefo na hanindrona ny vatana ny zoron-databatra, indrindra raha ilay mitambesatra aminy iny ny vehivavy.

“Tapis moumoute” malefaka

Karazana “tapis” feno volombolony ary tena malefaka ny “tapis moumoute”. Hiavaka ny fahatsapana re amin’ny firaisana ara-nofo atao eo amboniny.

Fanasam-bilia

Ilay hatsiaka sy hafanana mitambatra no tena mahatsara ny firaisana ara-nofo atao eo ambony fanasam-bilia. Mipetraha eo ambony, asabakao ny tongotra hitsofohan’ny lehilahy. Sady manenjana tsara ny hozatry ny fitombenana rahateo ny hatsiaka.

Tiasoa

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo