Jejoo

Dans la m麥e rubrique

GUIDE WEEK END

31/10/2019

Lavalavanyfaran地yherinandroamin段tyherinandroity. Hanombokarahampitsozoma 1

 Lire la suite...

ZOMA

23/08/2019

Restaurant Dia 67Ha : After Work miaraka amin段 Chantal manomboka amin地y 3 ora tolakandro

 Lire la suite...

ZOMA

02/08/2019

Lyc馥 JJ Rabearivelo : Malm Martiora sy O達lack manomboka amin地y 1 ora tolakandro Restaurant Dia 67Ha : Fanokafana amin地y fomba ofisialy ny hotely miaraka amin段 Malm Martiora manomboka amin地y 5 ora hariva

 Lire la suite...

ZOMA

19/07/2019

Bonara Be 67ha : Romeo sy Rycia manomboka amin地y 8 ora alina Fatapera Antaninarenina: Nate Tex manomboka amin地y 8 ora sy sasany alina

 Lire la suite...

ZOMA

12/07/2019

Bonara Be 67Ha : Tsiliva manomboka amin地y 9 ora alina Le Glacier Analakely: Manaly manomboka amin地y 9 ora alina Piment Caf Behoririka: One Man Silo manomboka amin地y 9 ora alina

 Lire la suite...

Ireo ォ bon plan サ hamalifaliana an段 Neny Plan resto :

24/05/2019

Alahady 26 Mey キ Buffet f黎e des m鑽es au ォ Ile Rouge サ, Carlton Madagascar : Misy loka maro ho zaraina ho an段reo reny mandray anjara amin地y hira Paf : 80.000Ar (lehibe) . Manomboka amin地y 12 ora antoandro

 Lire la suite...

ZOMA

10/05/2019

Is但rt Galerie Ampasanimalo : Jah Roots manomboka amin地y 7 ora hariva Karibotel Twenty Six Analakely : Tarika Irambilanja manomboka amin地y 9 ora alina

 Lire la suite...

Bon plan

ZOMA Fetin地y mozika :

21/06/2019

キ Eny amin地y IKM Antsahavola manomboka amin地y 3 ora folakandro ny seho iarahana amin段 Samboady sy Rodin Solofomanana ary hisy koa ny sehatra hisokatra ho an地y rehetra.

 

 

·         Eklyps, Epistolier, Rêv’errant, Basy Gasy sy orkestra tarihin’i Dominique Rakotonirina no hanolotra seho ao amin’ny IFM Analakely manomboka amin’ny 7 ora hariva. Maimaim-poana ny fidirana amin’izany

Tarika Manan’ara : Hampianoka ao anaty mozika gasy mamy tsara ny tarika anio eny amin’ny Lounge Feeling Ambohimangakely manomboka amin’ny 6 ora hariva

Laka ensemble : Ankizy nobeazina tao anatin’ny mozika sy ny seho an-tsehatra ireo mivondrona ao anatiny  ka hanolotra ny “Le Roi Lion” amin’ny alalan’ny « comédie musicale ». Manomboka amin’ny 7 ora hariva ny fampisehoana izay hatao etsy amin’ny Plaza Ampefiloha

Tarika Iraimbilanja : Seho ho an’ireo mpankafy ny gadona mavesatra indray no atolotr’izy ireo anio alina manomboka amin’ny 9 ora etsy amin’ny Piment Café Behoririka

SABOTSY

Cabaret Gitara : Ho an’ireo mankafy ity zava-maneno ity dia gitara ranoray no hatolotr’i Ralanto, Jhonny Bass, Nini colbert sy Manda mega stone etsy amin’ny Ckick-Back Anatihazo Isotry manomboka amin’ny 3 ora folakandro.

 

 

SABOTSY

 

    

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo