Jejoo

Dans la même rubrique

Molokely : Ireo tsara ho fantatra mahakasika azy

14/01/2020

Taova tsy tena manaitra firy, ny lehilahy na ny vehivavy ny molokely amin’ny fivaviana. Isan’ireo faritra azo ambara ho itoeran’ny filangolangoan’ny vehivavy anefa io faritra io,

 Lire la suite...

Paozy eo am-pandriana, samy manana ny tsirony

07/01/2020

Maro karazana ireo paozy azo atao mandritra ny firaisana ara-nofo. Samy manana ny mampiavaka azy sy ny mampatsiro azy avy izy ireny. Santionany ireto entina aminao ireto.

 Lire la suite...

Vehivavy dongadonga : Mahay mampirevy !

06/01/2020

Tsy ny vehivavy tsara bika sy mirafi-batana tsara ihany no afaka manome fahafinaretana lafatra eny am-pandriana.

 Lire la suite...

Mitelina tsirinaina dia… mihena !

24/12/2019

Valim-panadihadiana medikaly, navoakan’ny profesora Ingrid Fleisher,

 Lire la suite...

Ireo nofinofim-pilàna maro mpankafy

18/12/2019

Ankavitsiana ireo mpifankatia no sahy mamboraka ny nofinofim-pilàny sy ny faniriana mampientana azy.

 Lire la suite...

Tsy ampy rano…tandremo ny “infection urinaire”!

04/12/2019

Amin’izao fotoanan’ny mafana izao indrindra no tena betsaka ny olona tratry ny “infection urinaire”, satria tsy misotro rano.

 Lire la suite...

Miray ara-nofo mandritra ny “regles”

03/12/2019

Tsy misy mihitsy ny fandrarana ara-medikaly, raha hiray ara-nofo mandritra ny fotoana hahatongavan’ny fadimbolana.

 Lire la suite...

Sexo

Fahafinaretana azo ao anatin’ny 1 minitra !

08/06/2019

Mila taitairina foana ny fiainana ara-pananahana mba tsy hahamonamonaina ny mpivady, rehefa eny ambony fandriana. Tsy mila fanomanana be tahaka ny inona, fa ireto zavatra ireto dia mety hahazoana fahafinaretana, anatin’ny 1 minitra monja.

 

 

Ondana

Fitaovana majika, mahavita zavatra tsy ampoizina ny ondana. Afaka manova ny fipetraka, eo am-panaovana firaisana ara-nofo izy sy manome fahafinaretana, faran’izay haingana ihany koa.

Bà-kiraro

Voka-pikarohana iray tany ivelany no nilaza fa mampirindra ny mari-pan’ny vatana, ka hahatakarana ny lanitra fahafito ao anatin’ny 1 minitra, ny fanaovana ban-kiraro, rehefa miray ara-nofo.

« Sex toy »

Manampy hahatakarana fahafinaretana vetivety ny fampiasana “sex toy”. Tsotra ny antony : manampy tosika ny fahafinaretana azo amin’ny firaisana ara-nofo mahazatra ny fampiasana ireny kilalaom-pitia, ireny na ho an’ny vavy, na ho an’ny lahy.

Oroka

Manome fahasambarana lalina kokoa ny manoroka ny olon-tiana, mialohan’ny hahatongavany any amin’ilay fahafinaretana fara-tampony. Ho vetivety rahateo dia ho tonga io fahafinaretana io. Andramo ange e !

Tiasoa

.

  

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo