Jejoo

Dans la même rubrique

Roulée de pommes de terre

19/07/2019

Akora ilaina · Ovy 550g · Atody 2 · Fraomazy mafy efa voakiky 100g · Tongolo 1 · Sira sy dipoavatra · Jambon silany 4 lehibe · Fraomazy mafy boribory 1

 Lire la suite...

Hena baolina nasiana fraomazy

18/07/2019

Akora ilaina · Tongolo be efa notetehina manify · Tongolo gasy efa voapotsitra · Karaoty 1 notetehina efamira · Poavrao notetehina efamira · Menaka oliva 15ml · Atody efa nokapohina · Chapelure ½ tasy · Petits pois ½ tasy · Sauce huitre 1 sf · Ketchup 3 sf · Saosy fatao amin’ny hena 1 sf · Toton-kena 150g · Sira sy dipoavatra · Fraomazy mafy efa notetehina

 Lire la suite...

Gratin de chou fleur by Latie

17/07/2019

Zavatra ilaina · Chou fleur iray · Lafarinina 4 sotro fihinanana · Ronono 4 kaopy lehibe · Tongolo gasy 200ar · Tongolo oignon 4 · Dibera eran’ny sotro fihinanana · Fraomazy voakiky (gouda na parmesan) · Fraomazy vache qui rit 6 · Sira sy dipoavatra · Menaka 4 sotro fihinanana

 Lire la suite...

1. Flan amin’ny karaoty

15/07/2019

Akora ilaina · Karaoty 600g · Atody 2 · Fromage blanc 100g · Dibera 20g · Cumin 1 sk · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Terrine de poulet aux poivrons

12/07/2019

Akora ilaina · Nofon’akoho 350g · Atody 3 · Poavrao mavo ½ · Poavrao volomboasary ½ · Poavrao mena ½ · Fraomazy ½ · Ravina maitso tahony 10 · Dità tahony 5 · Kotomila raviny 5 · Persily fehiny kely · Dipoavatra sy Sira · Lafarinina T65 1 sk

 Lire la suite...

Gratin de choux fleur, akoho sy jambon

11/07/2019

Akora ilaina · Bacon tetika 4 · Nofon’akoho 250g · Choux fleur lehibe 1 · Crème fraiche 125ml · Fraomazy 250g · Tongolo maitso

 Lire la suite...

Gaufres masira sy mafilotra

08/07/2019

Rehefa mikarakara na mihinana « gaufre » dia tsy mahazatra loatra ilay izy masira. Andeha hiova kely indray ka ahandro « gaufre » masira isika, ho an’ny anio.

 Lire la suite...

Sakafo

Voanjo hatao laoka sy desera

17/06/2019

Sakafo mitondra hafanana rehefa ririnina ny voanjo no sady tena mety ho an’ny Reny mitoe-jaza sy ny ankizy . Handeha hijery sakafo mora karakaraina miaraka aminy mba hahafahana mihinana sakafo miovaova.

 

 

1.       Voanjo sy akoho

Akoho gasy ihany no tena tsara ka andrahoina halemy tsara sy hakàna rony aloha vao endasina ny nofony ary hatao saosy miaraka amin’ny voanjo efa voatoto.

2.       Biskoitra amin’ny voanjo

Totoina tena halemy ny voanjo. Ireny efa mitera-menaka ireny mihitsy izy no tsara. Afangaro amin’ny lafarinina efa nasiana leviora kely ary dibera io voanjo io dia volaina ho biskoitra ary andrahoina amin’ny lafaoro

3.       Mousse amin’ny voanjo

Voanjo efa voatoto ihany no ampiasaina eto fa tsy ilay potsitra be kosa. Mbola ilay misy karepohina iny dia afangaro amin’ny krema “chantilly” efa nokapohina niaraka tamin’ny siramamy mena.

4.       Saosy voanjo

Isan’ny be mpankafy ny saosy voanjo, rehefa tena tsara karakara. Totoina mba halemy ny voanjo fa tsy asiana mivaingana be loatra. Endasina aloha ny voatabia sy tongolo. Afangaro miaraka aminy ao ny voanjo ampiana saosy soja kely, tantely, menaka sesame sy saosy sakay

Rinahsoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo