Jejoo

Dans la même rubrique

MORAFENO ARIVONIMAMO Nankinina amin’ilay voapanga ho mpanolana ny fitsaboana ilay zazavavy

15/11/2019

Rehefa nifandrirarira teny ny raharaha, nandritra ny herinandro maro, ilay lehilahy noheverina fa mpanolana ihany no nanankinana ny fanasitranana ilay zazavavy.

 Lire la suite...

FANAFIHANA MITAM-BASY Jiolahy iray voatifitra, voasambotra ny 6

14/11/2019

Fikambanan’olon-dratsy « bande de 10 » mpanao fanafihana mitam-piadiana teto an-drenivohitra no ravan’ny pôlisy,

 Lire la suite...

Eric Fou Hehy : Sitrana soa aman-tsara, efa tafody

14/11/2019

Tonga soa aman-tsara eto Madagasikara i Eric ao amin’ny tarika Fou Hehy ary sitrana soa aman-tsara. Taorian’ny nahatontosa ny fandidiana azy tany Inde, ny 20 jolay lasa teo.

 Lire la suite...

HENRI RATSIMBAZAFY Hamintina ny faha-60 taona niakarany an-tsehatra

11/11/2019

Hanatanteraka “concert” miavaka eny amin’ny efitrano fandraisana fivoriana iraisam-pirenena eny Ivato i Henri Ratsimbazafy sy ny tariny amin’ny 08 Desambra ho avy izao.

 Lire la suite...

Ilayhira "Hiarakaisika" no nitsenanaan'iDadah,

07/11/2019

tamin'nyfahatongavanytetsyamin'nyLapan'nykolontsainatetsyMahamasinaomalyharivatokony ho tamin'ny 4 orateo. Ireompanakantonamany, toa an-dry Lola, Princio, Raboussa, Tonton Pa,

 Lire la suite...

Ankizy sahirana eny amin’ny ONG MANDA Nahazo fampianarana sy fanomezana avy amin’ny mpianatry ny INSCAE

06/11/2019

Ankizy sahirana sy kamboty avy eo anivon’ny ONG Manda eny Tsiadana no notsidihana sy nanaovan’ireo andiana mpianatry ny sekoly ambony INSCAE asa sosialy ny faran’ny herinandro lasa teo.

 Lire la suite...

ANKAZOMANGA Zaza 8 taona hianatra, nitsahin’ny kamiao

06/11/2019

Nandriaka ny rà. Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo Tsaramasay Ankazomanga omaly maraina, zazavavy kely mpianatra iray sahabo ho 8 no tra-doza, nikasa handeha hianatra tany Anjanahary.

 Lire la suite...

Actualités

Inona no tena tsy hahafoizanao an’i Dada ?

12/06/2019

Ny alahady izao no hankalazaina ny fetin’ny ray, izay andro natokana hahatsiarovana an’i Dada.

 

 

Na dia tsy mahoraka loatra noho ny fetin’ny reny aza nefa ny andron’i Dada dia tsy azo lavina fa tena tsy mahafoy an’i dada foana ny zanaka. Indro àry ny valintenin’ireo ankizikely sendra anay, rehefa nanontaniana hoe “Inona no tena tsy hahafoizanao an’i Dada ? “

 

Nangonin’i Ando

 

 

Vaniala Candy : I Dada no manao tsangory ahy foana, ary mitondra “Tacos” ho ahy koa. Tiako be ny dadako.

Sombiniaina : Tsy foiko i Dada satria izy no manome “gouter” be dia be sady azo hihantahantana foana.

Mihaja : I Dada no manambitamby ahy foana rehefa mibedy i Neny. Mividy zavatra ho ahy foana koa izy, dia tsy foiko.

Brayan  : Ny tena tsy hahafoizako an’i Dadako dia izy mividy zavatra ho ahy foana sady mitondra mandeha any amin’ny “resto”.

Ny Avo : Ny tsy hahafoizako an’i Dada dia izy tsara fanahy amiko foana, ary mividy “gouter” foana koa. Tiako be ny dadako.

Nathan 6 taona sy Toussaint 4 taona : Na masiaka aza i dada rehefa madiditra kely izay dia manambitamby foana izy sady mividy zavatra ho anay foana. I dada koa miara-milalao aminay sy mitondra anay mijery basket. Tianay be ny dadanay, bisouuus

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo