Jejoo

Dans la même rubrique

Mitsabo fanaviana na « aphtes » amin’ny vahona

22/11/2019

Fanaovana azy : 1. Ataovy anaty rano 1 vera ny didin’ilay vahona. 2. Rehefa vita izay dia hotsakotsano amin’iny ny ati-vava.

 Lire la suite...

Tongotr’omby amin’ny legioma by Tahiry

20/11/2019

Akora ilaina : Tongotr’omby 1 kg Sakaizam-patsany 1/4 kg Haricots verts 1 fehezana karaoty 3 Voatavo didiny 3 Ovy 3 Tongolo 1 Selery lehibe tahony 1 Sakamalaho Dipoavatra voaniny. Poarao tahony 2 Tongolo maitso sy kotomila Sira

 Lire la suite...

Mampitony aretin’andoha

18/11/2019

Zavatra ilaina : · Rano · Vovoka kanelina

 Lire la suite...

Main’ny masoandro, mampiasa yaourt

15/11/2019

Zavatra ilaina: · Yaourt natiora 1

 Lire la suite...

Saosety atao gratin by Nirina

13/11/2019

Akora ilaina · Saosety 250g (2 antonontonony) · Patsa be voavaofy 500g · Tongolo 1 · Tongolo gasy 1 · Fraomazy voakiky 2 sf · Ronono 125 ml · Persily voatetika madinika · Lafarina 1 sf · Menaka · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Fikafika iray hialana amin’ny fahamasahan’ny ovy be loatra

11/11/2019

Zavatra ilaina : · Karibonetra 1 sotro kely

 Lire la suite...

Mamerina ny hatsaran-tarehy amin’ny sakafo

08/11/2019

zavatra ilaina; · pamplemousse tapany · karaoty 2 · menaka oliva 1 sotro fihinanana · zava-maitso izay tiana

 Lire la suite...

Astuces

Akoho amin’ny laisoa

12/06/2019

Akora ilaina Laisoa 1 Akoho gasy efa voadio 1 Voatabia 3 Tongolo 2 Tongolo gasy singany 4 Sakamalaho betsabetsaka Menaka Sira

 

 

 

Fikarakarana :

Tetehina amin’ny tanana ny laisoa iray. Ampangotrahina dia ariana ny ranony. Averina andrahoina indray avy eo mba halemy.

Tetehina toy ny fitetika mahazatra ny akoho.

Karakaraina ny voatabia, ny tongolo, ny tongolo gasy ary ny sakamalaho. Hafanaina ny menaka dia atao ny saosy. Rehefa mendy tsara dia arotsaka ny akoho efa voatetika. Tsy asiana rano mihitsy akory. Asiana sira. Rehefa ritra dia arotsaka ao amin’izay ny laisoa efa nandrahoina mialoha teo. Tsy alefa ao akory ny ranony fa tsihifina tsara ny laisoa, atokana kosa ny rano nandrahoana azy farany. Aroina tsara. Ny ranona laisoa no hanapohana ny nahandro tsikelikely. Ritina atao maimay mihitsy.

 

Torohevitra fanampiny : Atao betsaka ny sakamalaho fa iny no mampamanitra azy sy mampatsiro azy. Atao mendy sy ritra tsara toy ny hisy taipiraka mihitsy.

 

 

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo