Jejoo

Dans la même rubrique

Alarobia : legioma sy henan’omby – 8.500Ar

10/09/2019

Akora ilaina • Legioma - 2.000Ar • Nofon-kenan’omby ½ kg – 6.000Ar

 Lire la suite...

Alarobia : lelan’omby saosy – 7.500Ar

03/09/2019

Akora ilaina • Lelan’omby ½ kg – 7.000Ar • Voatabia sy tongolo – 500Ar

 Lire la suite...

Alarobia: Lentille sy saosisy – 12.000Ar

27/08/2019

Akora ilaina · Lentille 2kp – 5.000Ar · Saosisy ½ kg – 7.000Ar

 Lire la suite...

MENU

23/07/2019

Alarobia: anamamy sy henan’omby rony – 7.500Ar Akora ilaina · Anamamy 1.000Ar · Henan’omby ½ kg – 6.000Ar · Voatabia sy tongolo

 Lire la suite...

Alarobia : Karaoty sy toton-kena – 8.500Ar

02/07/2019

Akora ilaina · Karaoty -2.000Ar · Toton-kena - 6.000Ar · Kotomila - 200Ar

 Lire la suite...

Alarobia : Hena-baolina saosy – 6.500Ar

25/06/2019

Akora ilaina · Toton-kena ½ kg – 5.500Ar · Voatabia sy tongolo

 Lire la suite...

ZOMA

07/06/2019

Tarika Mivazo : Hanolotra seho etsy amin’ny Lounge Feeling Ambohimangakely ry Tojo, Max, Eddi, Andry sy Fy manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

Menu

MENU Alarobia : Lentille sy saosisy – 12.000Ar

11/06/2019

Akora ilaina · Lentille 2kp – 5.000Ar · Saosisy ½ kg – 7.000Ar · Voatabia sy tongolo ary hanitra hafa

 

 

 

 

Alakamisy : Mange tout sy henan’omby – 8.000Ar

Akora ilaina

·         Mange tout 2.000Ar

·         Henan’omby ½ kg – 6.000Ar

·         Tongolo gasy sy tongolo be

Zoma: Petit pois sy lelan’omby – 8.500Ar

Akora ilaina

·         Lelan’omby 1 – 4.000Ar

·         Petit pois 3kp – 4.500Ar

·         Tongolo be sy tongolo gasy

Sabotsy: Patsa be sy anana nendasina – 15.000Ar

Akora ilaina

·         Patsa be ½ kg – 12.500Ar

·         Anana 2.000Ar

·         Tongolo gasy

 

Alahady: Trondro amin’ny tavim-boanio – 11.500Ar

Akora ilaina

·         Trondro ½ kg – 7.000Ar

·         Tavim-boanio 4.000Ar

·         Voatabia sy tongolo

Alatsinainy: Tongo-kisoa sy legioma – 9.500Ar

Akora ilaina

·         Tongo-kisoa ½ kg – 7.000Ar

·         Legioma karazany 2.000Ar

·         Voatabia sy tongolo ary sakay

Talata: Saosety sy haricot vert miaraka amin’ny toton-kena – 8.500Ar

Akora ilaina

·         Sosety sy haricot vert 2.500Ar

·         Toton-kena ½ kg – 6.000Ar

·         Voatabia sy tongolo

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo