Jejoo

Dans la même rubrique

Ireo episy 3 mety ho an’ny marary lohalika

16/09/2019

1. Kanelina: ankoatr’ireo zava-tsoa entiny dia ody fanaintainana ihany koa ny kanelina. Mampitony ny manaintaina amin’ny lohalika ary koa manamafy ny taolana ny fihinanana azy.

 Lire la suite...

Laisoa misesika toton-kena by Volatiana

11/09/2019

Akora ilaina Karaoty 1 Lafarina 2 sf Atody 1 Toton-kena ½ kg Laisoa tsara tarehy 1 persily na tongolo maitso kely Dipoavatra Sira Menaka

 Lire la suite...

Ireo fambara fa tsy ampy rano ny vatana

09/09/2019

Molotra maina sy mipetapetaka lava na asiana lokomena aza: Io fahamainana io dia mety hiteraka fofona ratsy ho an’ny vava.

 Lire la suite...

Ovy, mampitony aretin’andoha vetivety

06/09/2019

Zavatra ilaina : · Ovy manta · Tongolo manta

 Lire la suite...

Crêpes mamy tsotra kely by Hanitra

04/09/2019

Akora ilaina · Atody 3 · Lafarina 250 g · Siramamy 4 sf safovavany · Sira 1tsongo · Dibera 2 sf · Ronono ½ litatra

 Lire la suite...

Torohevitra 5 mandringana ny mony

29/08/2019

Raha vao misy mony iray na vitsivitsy mipoitra eo amin’ny tarehy, dia aza miandry ela.

 Lire la suite...

Fen’akoho saosy by Nantenaina

28/08/2019

Akora ilaina Fen’akoho na pistolet 500g Romarin Dita na thym Tongolo gasy Sakamalaho Saosy soja Tongolo “echalote” (tongolo madinika) 1 tanana Menaka

 Lire la suite...

Astuces

Manadio “biberon” amin’ny vaingan-tsira… izao atao

11/06/2019

Isan’ny fitaovana tena mila madio tanteraka ny “biberon” noho izy asiana ny sakafon’ny zaza. Indrindray dia mety hisy ronono hiraikitra ao anatiny kanefa sarotra diovina izany. Ny vaingan-tsira dia sady manila ny bakteria no manila ireo loto miraikitra amin’ny “biberon”.

 

Akora ilaina

Rano mafana

Vaingan-tsira 1 sf

Fikarakarana

Ø  Rehefa avy nampangotrahina ny “biberon” dia alefa ao anatiny ny vaingan-tsira.

Ø  Ampiana rano mafana.

Ø  Ahontsana tsara mba hadio sy hiala ny karazana bakteria.

Ø  Rehefa izay dia ahohoka ny “biberon” mandra-pahamainany.

Meva

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo