Jejoo

Dans la même rubrique

Miha-miditra aloha be ao anaty “regime” ny adolantsento

19/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin’ny voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin’ny lanjany.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona, novonoina rehefa avy nampijaliana

19/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafatiny no sazy azon’ireto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona novonoina rehefa avy nampijalina ora maro

18/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafaty no sazy azon’ireto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Tsy miray ara-nofo efa-bolana izay “homosexuels” hanome rà

18/07/2019

Tsy mahazo miray ara-nofo mandritra ny herintaona ny olona manana fironana tia olona mitovy fananahana aminy raha toa ka maniry hanome ra izy ireo any Frantsa amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny ministeran’ny Fahasalamana

 Lire la suite...

Ankizy vavy kely 2 taona matin’ny voay tany Cambodge

03/07/2019

Ankizy vavy kely iray izay vao roa taona monja no fantatra fa maty lanin’ny voay tao Cambodge. Tsy hitan’ny reniny, izay nikarakara ny zandriny vao teraka ny nialan’ity ankizy vavy kely ity tao an-trano.

 Lire la suite...

Diso nijaly, nampamonoany olona ny vadiny!

03/07/2019

Vehivavy iray 32 taona no niaiky nanoloana ny fitsarana fa nanakarama olona hamono ny vadiny, roa taona taorian’ny nitrangan’ny voina.

 Lire la suite...

Sekoly nitsangatsangana : Nisy zaza 4 taona, maty!

02/07/2019

Raha hiala voly no anton-dian’ireo mpianatra avy ao amin’ny Notre-Dame des Fleurs de Languidic, Frantsa, ny faran’ny herinandro teo dia loza no niseho.

 Lire la suite...

Manerantany

Noa, mijaly fa voaolana matetika…asaina mamono tena

07/06/2019

Tovovavy iray 17 taona no nahazo fahazoan-dalàna ho atao “euthanasia” tany Pays-bas.

 

 

Ity fomba iray ity izay fanafainganana ny fahafatesan’ireo olona marary mba hampitony ny fanaintainany. Raha ny fantatra dia niharan’ny fanolanana sy fanararaotana ara-nofo im-betsaka  ity tovovavy antsoina hoe : Noa Pothoven ity tamin’ny fahakeliny. Tsy zakany  izany fanararaotana ara-nofo nanjo azy izany ka nahatonga azy ho voan’ny rarin-tsaina diso tafahoatra sy “depression” ary “anorexie”. Namoaka fanambarana lava dia lava tamin’ny tambazotra-tserasera ity tovovavy ity ary nilaza hoe : “miaina aho fa tsy velona intsony”. Noho izany rehetra izany dia nahazo alalana hanapitra ny andro iainany, avy amin’ny fitondram-panjakana any an-toerana mihitsy, i Noa Pothoven. 

 

Meva

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo