Jejoo

Dans la même rubrique

Roulée de pommes de terre

19/07/2019

Akora ilaina · Ovy 550g · Atody 2 · Fraomazy mafy efa voakiky 100g · Tongolo 1 · Sira sy dipoavatra · Jambon silany 4 lehibe · Fraomazy mafy boribory 1

 Lire la suite...

Hena baolina nasiana fraomazy

18/07/2019

Akora ilaina · Tongolo be efa notetehina manify · Tongolo gasy efa voapotsitra · Karaoty 1 notetehina efamira · Poavrao notetehina efamira · Menaka oliva 15ml · Atody efa nokapohina · Chapelure ½ tasy · Petits pois ½ tasy · Sauce huitre 1 sf · Ketchup 3 sf · Saosy fatao amin’ny hena 1 sf · Toton-kena 150g · Sira sy dipoavatra · Fraomazy mafy efa notetehina

 Lire la suite...

Gratin de chou fleur by Latie

17/07/2019

Zavatra ilaina · Chou fleur iray · Lafarinina 4 sotro fihinanana · Ronono 4 kaopy lehibe · Tongolo gasy 200ar · Tongolo oignon 4 · Dibera eran’ny sotro fihinanana · Fraomazy voakiky (gouda na parmesan) · Fraomazy vache qui rit 6 · Sira sy dipoavatra · Menaka 4 sotro fihinanana

 Lire la suite...

1. Flan amin’ny karaoty

15/07/2019

Akora ilaina · Karaoty 600g · Atody 2 · Fromage blanc 100g · Dibera 20g · Cumin 1 sk · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Terrine de poulet aux poivrons

12/07/2019

Akora ilaina · Nofon’akoho 350g · Atody 3 · Poavrao mavo ½ · Poavrao volomboasary ½ · Poavrao mena ½ · Fraomazy ½ · Ravina maitso tahony 10 · Dità tahony 5 · Kotomila raviny 5 · Persily fehiny kely · Dipoavatra sy Sira · Lafarinina T65 1 sk

 Lire la suite...

Gratin de choux fleur, akoho sy jambon

11/07/2019

Akora ilaina · Bacon tetika 4 · Nofon’akoho 250g · Choux fleur lehibe 1 · Crème fraiche 125ml · Fraomazy 250g · Tongolo maitso

 Lire la suite...

Gaufres masira sy mafilotra

08/07/2019

Rehefa mikarakara na mihinana « gaufre » dia tsy mahazatra loatra ilay izy masira. Andeha hiova kely indray ka ahandro « gaufre » masira isika, ho an’ny anio.

 Lire la suite...

Sakafo

Samosa hena sy fraomazy

06/06/2019

Akora ilaina ( 20 isa) · Toton-kena 700g · Menaka 1 sf · Sakamalao efa voakiky 1 sf · Sira araka izay tiana · Carry · Tongolo gasy efa voakiky ½ sk · Tongolo maitso 1 sf na solila · Fonona samosa 20 isa · Fraomazy mafy 250g efa notetehina efamira somary lehibe

 

 

 

Fikarakarana azy

Endasina ny hanitra rehetra efa voakiky. Arotsaka miaraka aminy ao ny toton-kena ary asiana sira sy dipoavatra araka izay hitiavana azy. Avela ho mendy sy ritra tsara. Rehefa bataina vao arotsaka ny tongolo maitso sy ny kotomila voatetika ary ny solila. Velarina ny paty. Afangaro ilay lafarinina sy rano ho solon’ny lakaoly handraiketana ireo paty. Atambatra ny paty mba hahazo endrika valopy. Alefa ao anatiny ao ny sesika efa nendasina teo ary apetraka miaraka ao ihany koa ilay tetika fraomazy

Fanamboarana paty ao an-trano

Akora ilaina

·         Lafarinina 500g

·         Rano mangatsiaka 1 vera

·         Sira 1 tsongo ( tsy voatery ho asiana)

·         Menaka na lafarinina ho ahosotra amin’ilay paty

·         sarom-bilany na lapoaly “anti-adhésif”

·         Rouleau na tavoahangy hipotserana ny paty

Fikarakarana azy

Atambatra ao anaty lovia jobo lehibe ny lafarinina sy sira ary ny rano dia afangaro mba hahazo paty azo volaina. Zarazaina ho boribory maromaro io paty io rehefa avy eo ary fisahina toy ny katilesy. Hosorana menaka na lafarinina mba tsy hiraikitra. Alaina tsirairay rehefa avy eo dia fisahina amin’ny “rouleau” na amin’ny tavoahangy na atao amin’ny masinina fanamboarana paty, raha toa ka manana. Rehefa fisaka dia hafanaina ilay lapoaly ary apetraka minitra vitsy eo ireo paty. Endasina na atono kely eo ny lafiny roa. Tetehina lavalava araka izay habe ilaina io paty io rehefa avy eo.

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo