Jejoo

Dans la même rubrique

Roulée de pommes de terre

19/07/2019

Akora ilaina · Ovy 550g · Atody 2 · Fraomazy mafy efa voakiky 100g · Tongolo 1 · Sira sy dipoavatra · Jambon silany 4 lehibe · Fraomazy mafy boribory 1

 Lire la suite...

Hena baolina nasiana fraomazy

18/07/2019

Akora ilaina · Tongolo be efa notetehina manify · Tongolo gasy efa voapotsitra · Karaoty 1 notetehina efamira · Poavrao notetehina efamira · Menaka oliva 15ml · Atody efa nokapohina · Chapelure ½ tasy · Petits pois ½ tasy · Sauce huitre 1 sf · Ketchup 3 sf · Saosy fatao amin’ny hena 1 sf · Toton-kena 150g · Sira sy dipoavatra · Fraomazy mafy efa notetehina

 Lire la suite...

Gratin de chou fleur by Latie

17/07/2019

Zavatra ilaina · Chou fleur iray · Lafarinina 4 sotro fihinanana · Ronono 4 kaopy lehibe · Tongolo gasy 200ar · Tongolo oignon 4 · Dibera eran’ny sotro fihinanana · Fraomazy voakiky (gouda na parmesan) · Fraomazy vache qui rit 6 · Sira sy dipoavatra · Menaka 4 sotro fihinanana

 Lire la suite...

1. Flan amin’ny karaoty

15/07/2019

Akora ilaina · Karaoty 600g · Atody 2 · Fromage blanc 100g · Dibera 20g · Cumin 1 sk · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Terrine de poulet aux poivrons

12/07/2019

Akora ilaina · Nofon’akoho 350g · Atody 3 · Poavrao mavo ½ · Poavrao volomboasary ½ · Poavrao mena ½ · Fraomazy ½ · Ravina maitso tahony 10 · Dità tahony 5 · Kotomila raviny 5 · Persily fehiny kely · Dipoavatra sy Sira · Lafarinina T65 1 sk

 Lire la suite...

Gratin de choux fleur, akoho sy jambon

11/07/2019

Akora ilaina · Bacon tetika 4 · Nofon’akoho 250g · Choux fleur lehibe 1 · Crème fraiche 125ml · Fraomazy 250g · Tongolo maitso

 Lire la suite...

Gaufres masira sy mafilotra

08/07/2019

Rehefa mikarakara na mihinana « gaufre » dia tsy mahazatra loatra ilay izy masira. Andeha hiova kely indray ka ahandro « gaufre » masira isika, ho an’ny anio.

 Lire la suite...

Sakafo

Trondro amin’ny legioma

31/05/2019

Akora ilaina · Trondro 1.5 kg · Fenouil na celeri · Vomanga 700g · Navets 4 · Tongolo be 2 · Tongolo gasy 2 · Voasarimakirana nalona sira · Oliva maitso 100g · Menaka oliva 6 sk · Kotomila tahony 1 kelikely

 

 

Fikarakarana azy

1.       Voasana aloha ny legioma ary tetehina efatra

2.       Voasana koa ny tongolo gasy dia tetehina manify kely

3.       Tetehina ny trondro rehefa voadio sy voakarakara

4.       Arotsaka miaraka amin’ny trondro ao ny voasarimakirana, ny tongolo gasy, ny menaka ary asiana sira avy hatrany

5.       Arotsaka ao anaty vilany ny legioma rehetra. Tapohina rano manasaka azy ireo. Saromana ary andrahoina mandritra ny ora iray amin’ny afo malefaka na ampidirina ao anaty lafaoro mandritra ny ora iray amin’ny hafanana 150°C

6.       Rehefa tapitra izay fe-potoana izay dia apetraka ny trondro ary tohizana manditra ny 30 minitra ny fandrahoana ireo

7.       Asiana dipoavatra sy kotomila, rehefa tena handroso azy mihitsy na 5 minitra mialohan’izay

 

Rinahsoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo