Jejoo

Dans la même rubrique

Mihasola, inona ny vahaolana?

19/07/2019

Volo 1 amin’ny 10 eo no mihintsana isan’andro na ho an’ny lehilahy na ho an’ny vehivavy. Tsy tokony hiahiahy be noho izany raha misy volo manaraka ny fihogo rehefa mibango volo. Misy fotoana kosa anefa betsaka ny volo mihintsana. Inona ny atao rehefa sendra izany ?

 Lire la suite...

Inona no tokony ho ataon’ny vehivavy mba tsy hampirafy ny olon-tiany ?

17/07/2019

Patrick Rakotovao: Manao izay hanintona ilay lehilahy hatrany.

 Lire la suite...

Pronostics BAREA : Hoy ireo vehivavy …

11/07/2019

Anio alina no hifanandrinan’ny ekipan’ny Barea an’i Madagasikara amin’ny ekipa Tonizianina mitondra ny anarana Aigles de Carthage. Naka ny hevitry ny mpamaky ny amin’ny mety ho voka-dalao amin’izany ny Jejoo. Toy izao ny tombatombana raha ny hevitr’izy ireo :

 Lire la suite...

BAREA ¼ Finale : Sorohy ny fijanonan’ny fo tampoka!

10/07/2019

Nalaza be taorian’iny lalao ampahavalon-dalana iny, izay nandresen’ny BAREA sy ny RDC, ireo olona nodimandry, noho ny fiaton’ny fo tampoka, satria nientanentana. Amin’ny alakamisy izao no hiatrika ny ampahefa-dalana isika ka hisorohana ny loza tampoka, ireto ny torohevitry ny mpitsabo.

 Lire la suite...

Jaona Elite : Ray, vady be fitiavana…namela kamboty 3

09/07/2019

Taorian’ny lalao izay nifanatrehan’ny Barea tamin’ny Repoblikan’i Congo no nindaosin’ny fahafatesana tampoka i Randriarimalala Harijaona na Jaona Elite.

 Lire la suite...

Miaro tena amin’ny parasy, raha handeha vakansy

08/07/2019

Na any ambanivohitra, na any amoron-tsiraka dia mety ahitana parasy avokoa. Mahasorena anefa ny voakaikitr”izy ireny sady mangidihidy no mampijaly, indrindra ho an’ny ankizy.

 Lire la suite...

Ramilamina : Zava-maniry mitsabo « palpitation »

05/07/2019

Fitsaboana nentim-paharazana miainga amin’ny akora hita eny amin’ny natiora eny no entin’ireo mpitsabo fahiny miady amin’ny ody volivoly sy “palpitation”.

 Lire la suite...

Actualités

Ilaina ihany ve ny manafina zavatra amin’ny olon-tiana ?

29/05/2019

 

 

Ravo Raboanarison, Quatuor Squad: Amiko manokana aloha dia tsara kokoa ny milaza ny marina rehetra. Amin’ny maha-olon-tiana azy izay. Tsy olon-tiana izy raha hanafenana zavatra. Tokony hifampizara ny tsara sy ny ratsy izany ny mpifankatia fa tsy ny tsara fotsiny ihany.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo