Jejoo

Dans la même rubrique

« Gratin de pate aux poulets »

22/11/2019

Akora ilaina · Akoho lehibe iray zaraina 8 · Dibera 2 sf · Tongolo be 1 · Tamotamo 1 tsongo · Vinaingitra 1 sf · Paty 300g · Fraomazy efa voakiky

 Lire la suite...

Nofon-trondro amin’ny oliva mainty

18/11/2019

Akora ilaina · Nofon-trondro 500g · Oliva mainty 100g · Voasary 2 na voazavo 1 kelikely · Voasarimakirana 1 · Ravina solila 7 na basilica · Menaka oliva 10sl · Vinaingitra fotsy 1 sf · Sira sy dipoavatra · Sakay mena “espelette”

 Lire la suite...

Akoho amin’ny tongolo gasy

15/11/2019

Akora ilaina · Akoho 1 · Tongolo gasy hasiny 24 · Lafarinina 1 sf · Dibera 60g · Ronono 1 vera · Menaka 1 sf · Siramamy 1sk · Vinaingitra 4sf · Ron’akoho 1/4l · Sira sy dipoavatra · Paty 500g

 Lire la suite...

« Lasagnes à la courge »

14/11/2019

Akora ilaina · Voatavo 1,5kg · Lasagnes 250g · Tongolo be 2 · Tongolo gasy hasiny 3 · Fraomazy boribory 2 · Lafarinina 30g · Dibera 70g · Dità 3 tsongo · Ronono 1l · Basilic fehiny 1 · Menaka olive 15sl · Kioba manome tsiro 1 fonosana · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Panna Cotta Coco

11/11/2019

Akora ilaina Ravina gélatine 4 – crème liquide 20sl – tavim-boanio 50sl – siramamy 120g – vovoka dité 1 sk – voanio voakiky 30g – voarohy 250g – ravina solila

 Lire la suite...

Paty sy hena baolina amin’ny fraomazy

08/11/2019

Akora ilaina · Paty « nouille » na « spaghettis » 500g · Toton-kena 600g · Atody 2 · Mofo na chapelure · Voatabia amin’ny boaty 1 (amin’ilay kely) · Voatabia efa notetehina efamira 500g · Tongolo gasy 3 · Persily tahony 2 · Kioba misy tsiro henan’omby 1 fonosana · Basilic sy origan efa maina · Siramamy 1sk · Sira sy dipoavatra · Muscade · Dibera · Menaka oliva · Fraomazy mafy 250g

 Lire la suite...

Mofomamy rosiana

07/11/2019

Akora ilaina · Sucre glace 70g · Vovoka amandy 70g · Lafarinina 25g · Ronono 40 sl · Tapotsin’atody 5 · Siramamy 20g Ho an’ny crème · Tamenak’atody 5 · Siramamy 150g · Rano 30 sl · Dibera 150g · Pate de praline (azo soloina hanitra hafa oh : sôkôla) 65g

 Lire la suite...

Sakafo

Nid de pate

24/05/2019

Tsy voatery hanina amin’izao foana ny paty fa afaka endasina ihany koa. Ity nahandro ity izao dia maneho izay fomba fandrosoana hafa ho an’ny paty izay; hatao fanokafam-bavony na ody am-bava-fo

 

 

 

Zavatra ilaina

·         Paty “tagliatelle” iray fonosana 250g

·         Menaka fanendasana

·         Sira

·         Toton-kena  hatao hena baolina na nofon’akoho endasina

Fikarakarana azy

1.       Andrahoina amin’ny rano efa nasiana sira sy menaka kely ny paty

2.       Avy hatrany dia hahorongorona toy ny tranom-borona ny endriky ny paty  rehefa mihamalemy ao anaty rano mba  hahazo toa ilay endrika tadiavina

3.       Rehefa masaka (tsy atao malemy be) dia tsihifina

4.       Endasina ny hena izay ho ampiarahina aminy.

5.       Hafanaina ny menaka ao anaty lapoaly lehibe

6.       Endasina izany rehefa avy eo ka tsihifina vao vita.

7.       Tsy atao mahamay be ny menaka ary tsy avela ela loatra ao anaty lapoaly ihany koa.

8.       Aroso miaraka amin’ilay hena baolina na ilay nofon-kena  voahendy

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo