Jejoo

Dans la même rubrique

Voanjo hatao laoka sy desera

17/06/2019

Sakafo mitondra hafanana rehefa ririnina ny voanjo no sady tena mety ho an’ny Reny mitoe-jaza sy ny ankizy . Handeha hijery sakafo mora karakaraina miaraka aminy mba hahafahana mihinana sakafo miovaova.

 Lire la suite...

Krepy tsy misy atody sy ronono

13/06/2019

Azo atao tsara ny manamboatra krepy tsy misy atody sy ronono, indrindra ho an’ireo izay tsy mahazaka ireo akora roa ireo.

 Lire la suite...

Glace aux fruits secs

07/06/2019

Akora ilaina · Tamenak’atody 4 · Tapotsin’atody 4 · Crème liquide 40sl · Mascarpone 100g · Siramamy misy hanitra lavanila 80g · Voankazo confit 500g ( izay tiana) · Voanjo 100g · Amandes 150g · Raisins secs 50g

 Lire la suite...

Samosa hena sy fraomazy

06/06/2019

Akora ilaina ( 20 isa) · Toton-kena 700g · Menaka 1 sf · Sakamalao efa voakiky 1 sf · Sira araka izay tiana · Carry · Tongolo gasy efa voakiky ½ sk · Tongolo maitso 1 sf na solila · Fonona samosa 20 isa · Fraomazy mafy 250g efa notetehina efamira somary lehibe

 Lire la suite...

Akora 2 sy 3 monja, hahazoana sakafo mafilotra

03/06/2019

Rehefa hikarakara sakafo maimaika iny nefa tsy dia manam-bola dia zava-dehibe ny fahafantarana ireo nahandro mora karakaraina nefa tsy mila akora be dia be akory. Isan’izany ireto ho entina aminao ireto :

 Lire la suite...

Trondro amin’ny legioma

31/05/2019

Akora ilaina · Trondro 1.5 kg · Fenouil na celeri · Vomanga 700g · Navets 4 · Tongolo be 2 · Tongolo gasy 2 · Voasarimakirana nalona sira · Oliva maitso 100g · Menaka oliva 6 sk · Kotomila tahony 1 kelikely

 Lire la suite...

Nid de pate

24/05/2019

Tsy voatery hanina amin’izao foana ny paty fa afaka endasina ihany koa. Ity nahandro ity izao dia maneho izay fomba fandrosoana hafa ho an’ny paty izay; hatao fanokafam-bavony na ody am-bava-fo

 Lire la suite...

Sakafo

“Pate feuilleté”: ireo sakafo rehetra vita aminy

20/05/2019

Handeha indray hijery ny sakafo azo karakaraina miaraka amin’ny “pâte feuilletée”isika .

 

 

 Paty somary mila fotoana ny fikarakarana azy nefa tena betsaka ny sakafo azo amboarina aminy ary azo apetraka izy, raha tsy lany indray mandeha ny paty efa vita.  Santionany amin’izany ireto aseho anao ireto:

1.      Croissant asiana sôkôla

Akora ilaina

·         Pate feuilletée

·         Sôkôla 150g

Fikarakarana azy

·         Fisahina ny paty

·         Atao boribory izany ka zaraina telozoro toy ny eo amin’ny sary, araka izay isa ilaina

·         Ahorongorona toy ny tsihy rehefa avy eo dia fafazana lafarinina kely eo amboniny

·         Andrahoina amin’ny hafanana 180°C mandritra ny 40minitra eo.

 

2.      Feuilletée au ketchup

3.      Enrobée de poire en sauce caramel ( azo soloina paoma ihany koa ilay voankazo)

4.      Cornet aux fruits

Efa nentina teto ihany ny fanamboarana ity pate feuilletée ity fa amin’ny alakamisy izao izany no haverina aminao an-tsary satria somary lavalava ihany ny fanamboarana azy.

Rinahsoa

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo