Jejoo

Dans la même rubrique

Poarao sy ovy nendasina

16/09/2019

Akora ilaina · Ovy 3 · Tahona poarao 2 · Tongolo gasy · Fraomazy mafy efa voakiky 50g · Menaka oliva · Chapelure · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Henan’omby ritra mafilotra

12/09/2019

Akora ilaina · Sakay mena nohamainina 5 · Nofon-kenan’omby 2 kg · Menaka ¼ tasy · Tongolo be 2, efa notetehina boribory manify ny iray · Tongolo gasy voany 4, efa voavaofy · Sakamalao 3 sm efa voatoto · Tavim-boanio 2 tasy sy ½ · Vovoka kotomila 1 sf (azo soloina kotomila notetehina manify raha tsy misy) · Dipoavatra mainty voapotika 1 sk · Vovoka tamotamo 1.5 sk · Tahom-boasary 10sm efa notapahina 3 · Carry 1 sk · Ravina laurier 2

 Lire la suite...

Gratin amin’ny legioma

09/09/2019

Akora ilaina · Korzety 2 · Poavrao 1 · Voatabia 3 · Tongolo 1 · Tongologasy hasiny 2 · Ravina maitsomanitra · Atody 5 · Ronono 5 sl · Menaka olive · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Gilasy amin’ny akondro, voanio sy kakaô

06/09/2019

Akora ilaina · Akondro 4 · Tavim-boanio 2 sf · Kakaô 3 sf · Sira 1 tsongo

 Lire la suite...

Gilasy amin’ny voankazo

05/09/2019

Akora ilaina (ho an’ny gilasy 1l) Voankazo 500g (izay tiana sy izay misy: frezy,papay...) “Sucre glace” 200g Ranom-boasarimakirana ½ Crème fraiche liquide 250ml na Ronono mandry tsy mamy 250ml

 Lire la suite...

Akora telo mahavita nahandro mafilotra

02/09/2019

1.Krepy amin’ny akondro Akora ilaina • Akondro 1 • Fécule de mais 50ml • Atody 2

 Lire la suite...

Boulette « vegetarienne »

30/08/2019

Akora ilaina · Atody 1 · Karaoty 1 · Selery tahony 1 · Tongolo be ½ · Parmesan ¼ tasy · Menaka oliva 1sf · Vinaingitra balsamique ½ sf · Voanjo 2 sf · Persily ¼ tasy · Lentilles 1 tasy · Chapelure ½ tasy · Dità tahony 1 · Laisoa 1 · Voatabia amin’ny boaty 1 ½ sf

 Lire la suite...

Sakafo

Beignet amin’ny paoma

17/05/2019

Akora ilaina · Paoma 4 · Ranom-boasarimakirana 1 · Siramamy · Menaka hanendasana

 

 

Ho an’ny paty:

·         Lafarinina 250g

·         Atody 2

·         Dibera malefaka 50g

·         Ronono 100g

·         Labiera blonde 150g

·         Lalivay 10g

·         Sira 5g

·         Tapotsin’atody 4

Fikarakarana azy

1.      Arotsaka ao anaty lovia jobo ny lafarinina sy ny sira

2.      Afangaro amin’ny ronono ny lalivay

3.      Atambatra amin’ilay lafarinina teo ny atody roa sy ny lalivay efa nalona tamin’ny ronono

4.      Kapohina ireo mandrapahazo paty marihitra tsara

5.      Araraka tsikelikely ny labiera

6.      Arotsaka amin’izay ny dibera dia avela hipetraka mandritra ny 30 minitra hatramin’ny ora iray eo ny paty.

7.      Kapohina ireo tapotsin’atody mba hiakatra tsara sy hitambatra

8.      Atambatra tsikelikely amin’ilay paty efa vita teo ka ny aty ambany no ahodina hiakatra mankeo ambony mba tsy ho vaky ireo raotrany

9.      Tetehina boribory ny paoma rehefa voavaofy

10.  Arotsaka ao anaty lafarinina toy ny manao mofo akondro ny paoma

11.  Vontosana lafarinina ary endasina tsirairay ny paoma

12.  Apetraka eo ambony taratasy mitroka menaka dia azo hanina mafana atao ody am-bavafo

13.  Fafazana siramamy eo amboniny rehefa tena hihinana

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo