Jejoo

Dans la même rubrique

Poarao sy ovy nendasina

16/09/2019

Akora ilaina · Ovy 3 · Tahona poarao 2 · Tongolo gasy · Fraomazy mafy efa voakiky 50g · Menaka oliva · Chapelure · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Henan’omby ritra mafilotra

12/09/2019

Akora ilaina · Sakay mena nohamainina 5 · Nofon-kenan’omby 2 kg · Menaka ¼ tasy · Tongolo be 2, efa notetehina boribory manify ny iray · Tongolo gasy voany 4, efa voavaofy · Sakamalao 3 sm efa voatoto · Tavim-boanio 2 tasy sy ½ · Vovoka kotomila 1 sf (azo soloina kotomila notetehina manify raha tsy misy) · Dipoavatra mainty voapotika 1 sk · Vovoka tamotamo 1.5 sk · Tahom-boasary 10sm efa notapahina 3 · Carry 1 sk · Ravina laurier 2

 Lire la suite...

Gratin amin’ny legioma

09/09/2019

Akora ilaina · Korzety 2 · Poavrao 1 · Voatabia 3 · Tongolo 1 · Tongologasy hasiny 2 · Ravina maitsomanitra · Atody 5 · Ronono 5 sl · Menaka olive · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Gilasy amin’ny akondro, voanio sy kakaô

06/09/2019

Akora ilaina · Akondro 4 · Tavim-boanio 2 sf · Kakaô 3 sf · Sira 1 tsongo

 Lire la suite...

Gilasy amin’ny voankazo

05/09/2019

Akora ilaina (ho an’ny gilasy 1l) Voankazo 500g (izay tiana sy izay misy: frezy,papay...) “Sucre glace” 200g Ranom-boasarimakirana ½ Crème fraiche liquide 250ml na Ronono mandry tsy mamy 250ml

 Lire la suite...

Akora telo mahavita nahandro mafilotra

02/09/2019

1.Krepy amin’ny akondro Akora ilaina • Akondro 1 • Fécule de mais 50ml • Atody 2

 Lire la suite...

Boulette « vegetarienne »

30/08/2019

Akora ilaina · Atody 1 · Karaoty 1 · Selery tahony 1 · Tongolo be ½ · Parmesan ¼ tasy · Menaka oliva 1sf · Vinaingitra balsamique ½ sf · Voanjo 2 sf · Persily ¼ tasy · Lentilles 1 tasy · Chapelure ½ tasy · Dità tahony 1 · Laisoa 1 · Voatabia amin’ny boaty 1 ½ sf

 Lire la suite...

Sakafo

Pizza andrahoina amin’ny sarom-bilany

16/05/2019

Betsaka no tsy manana lafaoro amintsika. Tsy tokony ho sakana amin’ny fikarakarana sy fihinanana “pizza” nefa izany satria sarom-bilany fotsiny no ilaina dia efa mahavita “pizza”

 

Akora ilaina

·         Lafarinina 250g

·         Lalivay 2 sk

·         Rano matimaty 150ml

·         Menaka 3 sk

·         Siramamy 2 sk

·         Sira ¾ sk

Fomba fikarakarana ny paty

1.      Afangaro avokoa ireo akora rehetra ka rehefa mahazo paty tsy miraikitra amin’ny tanana dia saromana amin’ny lamba ao anatin’ilay lovia nikarakarana azy teo ilay paty.

2.      Avela hipetaka mandritra ny ora roa eo ho eo

3.      Tokony hitombo avo roa heny ny habetsany

4.      Rehefa miakatra tsara ny paty dia volavolaina ho boribory ary zaraina telo

5.      Velarina amin’ny “rouleau” atao mitovy habe amin’ilay sarom-bilany hampiasaina na hanendasana azy izany paty izany rehefa avy eo

6.      Endasina ny paty ary avadika toy ny manendy atody

7.      Rehefa masaka vao apetraka eo amboniny eo ny fangaro izay nosafidiana.

8.      Averina eo ambony afo ary atao malefaka ny afo

 

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo