Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Menaka mahagaga manala panda sy kentrona

23/08/2019

Eny amin地y farmasia no azo ividianana ny vitamina E amin地y sarany ... Ilaina ho an地y fahasalaman地y vatana izy ireny ary tena miasa be ihany koa ikolokoloana ny hatsaran地y endrika sy ny taovolo. Atoronay anao ireo paipaika fikoloana ny hatsarana, amin地y alalan地y vitamina E.

 Lire la suite...

Zava-pisotro mahagaga, tsy mampiakatra tosi-dr

22/08/2019

Olan地y Malagasy maro ny tosi-dr miakatra. Rehefa miakatra ny tosi-dr dia misy fambara hafa izay koa miseho, toy ny aretin誕ndoha mamaivay, ny maso mangirana, ny sofina maneno Mampitony ireo fambara rehetra ireo sady mitazona ny tosi-dr tsy hiakatra ity zava-pisotro ity :

 Lire la suite...

Zava-pisotro manala havizanana haingana

21/08/2019

Zavatra ilaina : キ Karaoty 400 g キ Betiravy (mena) 350g キ Voasarimakirana 1 キ Rano ス キ Persily

 Lire la suite...

Ireo sakafo mitsabo volo simba sy mihintsana

20/08/2019

Misy akony amin地y volo ny sakafo hohanina. Raha mihintsana, tsy mety mibontsina, makiana be ny tahony na misy olana hafa mitranga amin地y volonao dia fantaro fa avy amin地y sakafo ihany noh ahafahana manarina azy. Ireto ny sakafo tsy tokony atao ambanin-javatra raha te-hanana volo salama tsara :

 Lire la suite...

Belalona : Dokotera sandoka, nanolana zaza 7 taona marary

19/08/2019

Tovovavy kely vao 7 taona no naolan'ny dokotera sandoka iray tao Belalona, distrika Befandriana Avaratra ny herinandro lasa teo.

 Lire la suite...

Manala kentrona sy mony ny karaoty

16/08/2019

Azo ikoloana ny hodi-tava tsara ny karaoty. Ilain地y vatana ity legioma ity, raha atao sakafo fa tena ilain地y hoditra koa raha hikarakarana azy.

 Lire la suite...

Ranona baranjely + citron: Manadio aty, mampihena

14/08/2019

Sady maha-afaka hetaheta no manadio ny ao anaty ny ranona baranjely sy ny ranom-boasarimakirana.

 Lire la suite...

Actualit駸

Ambohimahasoa Telo mianaka notetehin地y dahalo

14/05/2019

Ny faran地y herinandro teo no hita soa aman-tsara ny nofo mangatsiakan段reo olona telo mianaka nalain地y dahalo an-keriny ary norasarasainy sy nanamparany ny habibiany rehefa nanara-dia omby very tany amin地y kaominina ambanivohitra Ambalakindresy,

distrikan’Ambohimahasoa. Raha ny vaovao avy any an-toerana dia efa andro maromaro izy telo mianaka ireto no tsy hita no sady tsy nandrenesam-baovao.  Ny nofo mangatsiakany sisa araka izany no  hitan’ny fokonolona ka niantso maika ny zandary sy ireo tompon’andraikitra any an-toerana izy ireo. Asa maika miandry ireto farany araka izany ny fihazana ireo  dahalo nanafaka ny ain’izy telo mianaka ireto izay fantatra fa tena sahy tokoa no sady mahavanon-doza. Tafiditra ao anatin’izany ny famakiana ny tobim-pamaharan’ireo dahalo ao Ambohimahasoa izay tena mahery vaika sy mampitaraina ny maro tokoa. Efa  nalevina moa ny razana raha ny fantatra hatrany.

 

Patty

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo