Jejoo

Dans la même rubrique

Lamaody vaovaon’ireo olo-malaza : Mampitovy akanjo amin’ny zanaka

23/08/2019

Nahita lamaody vaovao indray ireo olo-malaza, ny mampitovy akanjo amin’ny zanaka. Sady manintona ny maso no mahafatifaty ny fampitoviana akanjo amin’ny zanaka, antony nivoizan’izy ireo izany.

 Lire la suite...

Herinandro monja taorian’ny nisarahan’i Miley Cyrus sy Liam Hemsworth

21/08/2019

1. dia namoaka hira mifandraika amin’izany fisarahan’izy ireo izany izy. Ny 15 aogositra teo mantsy no nivoaka ilay hirany « Slide away » izay mitantara fa paradisa ny fotoana niarahan’izy ireo taloha.

 Lire la suite...

Scarlett Johansson, Pink… tsy misaraka amin’ny findainy mihitsy

16/08/2019

Amin’izao fihazakazahan’ny teknôlôjia izao dia tapitra manana finday avokoa ny olona rehetra. Betsaka amintsika no mitovy amin’ireto olo-malaza ireto, ka na inona ataon’izy ireo na inona, dia tsy misaraka aminy mihitsy ny findain’izy ireo.

 Lire la suite...

Justin Timberlake, Georges Clooney…Nisafidy ny hanao mariazy feno voninkazo

14/08/2019

Rehefa manomana mariazy dia manana ny toerany manokana ny voninkazo. Ho an’ireto olo-malaza ireto dia nomena anjara toerana lehibe mihitsy izany voninkazo izany ary ny an’i Justin

 Lire la suite...

Mora lefy ny laza: aiza ry Indila, Craig David...?

12/08/2019

Betsaka ireo olo-malaza tena nanamarika ny kanto nataony saingy taona vitsy taty aoriana dia adino ny momba azy fa nosoloin'ireo mpanakanto nitondra zava-baovao indray.

 Lire la suite...

1. Mety ho arodana indray ireo trano natsangan’i Kanye West,

09/08/2019

izay nahoriny ho an’ny olona sahirana nanomboka tamin’ny volana jolay lasa teo. Rehefa tena nanomboka ny asa mantsy ireo mpanao trano dia nitaraina ny manodidina fa tsy manaraka fenitra ireo trano vao nahorina ireo.

 Lire la suite...

Las Vegas: fanaovan’ireo olo-malaza mariazy maimaika

08/08/2019

Nanomboka tany amin’ny taona 40 tany dia tian’ireo olo-malaza mihitsy ilay mitsoriaka any Las Vegas ka manao mariazy.

 Lire la suite...

People

Teraka andro vitsy taorian’i Meghan Markle ilay vehivavy nitondra ny zanak’i Kim Kardashian sy Kanye West faha-efatra.

14/05/2019

Zanak’izy ireo faharoa nampitondraina vehivavy hafa moa ity zazalahy ity, teraka ny zoma lasa teo.

Arakan y filazan’i Kim Kardashian dia mitovy be amin’i Chicago, ilay zanany lahy farany izy ity, izay mety mbola hiova endrika ao aoriana ao. Mbola tsy nilaza ny anaran’ilay zaza mo aizy ireo, raha fantatra fa Archie kosa no anarana nomen’i Meghan Markle sy ny printsy Harry ilay zanak’izy ireo lahy voalohany.

 

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo