Jejoo

Dans la même rubrique

Alarobia : Ravitoto sy henan-kisoa – 8.500Ar

07/05/2019

Akora ilaina · Ravitoto 2.000Ar · Henan-kisoa ½ kg – 6.000Ar · Tongolo gasy

 Lire la suite...

MENU Alarobia : Voanjobory sy henan-kisoa – 11.000Ar

09/04/2019

Akora ilaina · Voanjobory lena 3kp – 3.000Ar · Henan-kisoa ½ kg – 7.000Ar · Voatabia sy tongolo – 500Ar

 Lire la suite...

Menu Alarobia : Akoho amin’ny voanio – 8.000Ar

02/04/2019

Akora ilaina · Akoho ½ kg – 6.000Ar · Tavim-boanio · Tongolo gasy

 Lire la suite...

Menu Alarobia : Hena-baolina – 8.000Ar

26/03/2019

Akora ilaina · Toton-kena ½ kg – 6.000Ar · Tongolo gasy 500Ar · Tongolo maitso 200Ar · Lafarinina 4 sf · Atody 2 – 1.000Ar

 Lire la suite...

Alarobia : Akoho rony – 13.000Ar

19/03/2019

Akora ilaina · Akoho 1kg – 12.000Ar · Sakamalao

 Lire la suite...

Alarobia : Hena baolina saosy – 13.000Ar

12/03/2019

Akora ilaina · Toton-kena 1kg – 10.000Ar · Angivy sy oliva 2.000Ar

 Lire la suite...

Alarobia : Hena-baolina saosy – 6.500Ar

05/03/2019

Akora ilaina · Toton-kena ½ kg – 5.500Ar · Voatabia sy tongolo

 Lire la suite...

Menu

Alarobia : Ovy sy toton-kena – 7.500Ar

14/05/2019

Akora ilaina · Ovy 1kg – 1.000Ar · Toton-kena ½ kg – 6.000Ar · Voatabia sy tongolo maitso

 

 

Alakamisy: Trondro sy legioma – 9.500Ar

Akora ilaina

·         Trondro ½ kg – 7.000Ar

·         Legioma  ( karaoty sy haricot vert, Brocoli) - 2.000Ar

Zoma: Haricot vert sy toton-kena – 7.500Ar

Akora ilaina

·         Toton-kena ½ kg – 6.000Ar

·         Haricot vert - 1.000Ar

·         Voatabia sy tongolo gasy

Sabotsy: Ro-mazava sy henan’omby matavy – 7.000Ar

Akora ilaina

·         Anamalao – 300Ar

·         Ovy ½ kg – 500Ar

·         Henan’omby ½ kg – 6.000Ar

·         Voatabia sy tongolo

Alahady: Akoho sy saosisy ary voatavo – 13.500Ar

Akora ilaina

·         Akoho ½ kg – 5.000Ar

·         Saosisy ½ kg – 7.000Ar

·         Voatavo 1.000Ar

·         Tongolo sy kotomila

Alatsinainy: Choux farcis – 7.000Ar

Akora ilaina

·         Laisoa lehibe 1 – 1.500Ar

·         Toton-kena ½ kg – 5.000Ar

·         Tongolo be sy tongolo gasy

Talata: Kabaro saosy – 3.000Ar

Akora ilaina

·         Kabaro maina 2kp – 2.600Ar

·         Voatabia sy tongolo gasy ary sakamalao kely

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo