Jejoo

Dans la même rubrique

Brezila : Nirehitra ny alan’i Amazonie, tsy mety maty ny afo

23/08/2019

Efa maherin’ny 3 herinandro izay no nirehitra ny ampahany amin’ny alan’i Amazonie ary mbola tsy mety maty ny afo hatramin’izao.

 Lire la suite...

Sina : Tsy navela nihinana gilasy, novonoiny ny olon-tiany

23/08/2019

Mpifankatia tera-tany sinoa no niady tany anaty tsena lehibe iray tao Henan, ao Chine ny faran’ny herinandro teo.

 Lire la suite...

Zaza 4 volana maty sempotry ny plastika teo am-pandriana

14/08/2019

Zazakely vao efa-bolana monja no hitan’ny reniny nitsitra tsy nisy aina intsony, tamin’ny alahady teo, tany Grand-Quevilly, any amin’ny departemantan’i Seine-Maritime any Frantsa.

 Lire la suite...

Lehilahy 70 taona voafora tsinahy

08/08/2019

Nomena onitra 20.000livres ny lehilahy iray rehefa voafora tsy nahy tao amin’ny hopitaly Leicester Royal Infirmary any Angletera.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty “regime” ny adolantsento

22/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin’ny voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin’ny lanjany.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona, novonoina rehefa avy nampijaliana

22/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafatiny no sazy azon’ireto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty “regime” ny adolantsento

19/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin’ny voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin’ny lanjany.

 Lire la suite...

Manerantany

Joshua Beckford 6 taona dia nianatra filozofia tao amin’ny oniversiten’i Oxford

14/05/2019

Miavaka amin’ireo ankizilahikely mitovy taona aminy raha i Joshua Beckford. Raha ny fitantaran’ny rainy dia vao 2 taona monja izy dia efa nahay namaky teny ara-dalàna ary tsy nisy diso mihitsy.

 

 

 Nampianarin’ny rainy ny litera rehetra hita eo amin’ny “clavier” tamin’ny solosaina izy ka izay no nahaizana namaky teny. Nanomboka teo no nahatonga saina ity raim-pianakaviana ity fa miavaka ny fahakingan-tsain’ity zanany ity. Rehefa feno 6 taona kosa indray izy dia tafiditra nianatra tao amin’ny oniversiten’i Oxford. Tamin’izay fotoana izay dia fantatra fa izy no olona zandriny indrindra nianatra filozofia sy tantara. Isan’ireny ankizy “ôtista” ireny moa i Joshua Beckford ka izay no mahatonga izao fahakingan-tsaina izao.  Teo amin’ny faha 13 taonany dia voasokajy ho isan’ireo olona “ôtista ” miavaka indrindra maneran-tany izy. Ny ho lasa “neurochirurgien” moa no fanirian’ity zazalahikely ity.

Meva

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo