Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Fihetsika tsotra ao an-trano, manafisaka ny kibo

16/07/2019

Ireto fampihetseham-batana ireto atao raha te-hanala kibo. Ny tombon段zy ireo dia azonao atao tsara izy ireo na dia ao an-trano ihany aza :

 Lire la suite...

Manala ny tavy amin地y kibo sy ny andilana

09/07/2019

Azonao atao tsara tokoa ny manala ny tavy manodidina valahana sy ny andilana amin地y alalan段reto fampihetseham-batana manaraka ireto. Mila 澱aton na hazo lavalava fotsiny rehefa hanao azy. Averina in-15 avy ireo fihetsika atao isaky ny lafy dia manao andiany 3 amin段zany.

 Lire la suite...

Fitombenana mirafitra tsaraaraho ireto

02/07/2019

Raha maniry handrafitra ny fitombenana ho boribory tsara sy ho avoavo dia ireto misy fihetsika azonao atao na dia ao an-trano ihany aza.

 Lire la suite...

Ny tena fanaovana spaoro ao an-trano

25/06/2019

Tsy voatery ho any amin地y toerana voatokana hanaovana spaoro ihany vao afaka manao izany. Azo atao tsara ny manao fanantahantena ao an-trano. Ireto misy karazany azonao atao

 Lire la suite...

Mitsabo lamosina amin地y 堵ym

18/06/2019

Azonao ampiasaina hampitoniana ny fanaintainana ao amin地y lamosina ireto fampihetseham-batana ireto fa andramo :

 Lire la suite...

Mankarary ny tsy manao 兎chauffement

11/06/2019

Tafiditra ao anatin地y fitaizam-batana tokony hataon地y olona rehetra ny fanaovana fampihetseham-batana.

 Lire la suite...

Tavy amin'ny andilana, azo esorina !

04/06/2019

Ny faritra manodidina ny valahana sy ny andilana no anisany sarotra ahena indrindra. Hanampy anao hanala ireo tavy amin'ireo faritra ireo kosa ireto fampihetseham-batana manaraka ireto :

 Lire la suite...

Forme

Mampiakatra ny tratra ao an-trano

14/05/2019

Ny tratra no anisan地y mampiavaka ny bikan地y vehivavy amin地y an地y lehilahy. Toy ny faritra rehetra amin地y vatana dia mila koloina izy io.

 Raha niroraka noho ny fitondrana vohoka izy dia fantaro fa azo atao tsara ny mampiakatra azy amin’ny alalan’ny fampihetseham-batana. Hanampy anao amin’izany ireto manaraka ireto :

Fampihetseham-batana voalohany :

Sary 1 : Mijoro tsara dia avokona ny totohondry havanana. Atao eo ambanin’ny saoka. Tsindriana amin’ny saoka mandritra ny 5 segaondra ilay totohondry. Averina in-telo izay.

 

Fampihetseham-batana faharoa :

Sary 2 : Mijoro mahitsy tsara dia atao mifampitehaka manoloana ny tratra ny felan-tanana roa. Atao mifanosika mafy izy ireo mandritra ny 10 segaondra. Averina in-5 izay. Kendreo hahitsy tsara ny lamosina mandritra izany.

 

Fampihetseham-batana fahatelo :

Sary 3 : Manao « pompes ». Ity no fomba mahomby indrindra manalehibe ny tratra. Raha mbola tsy zatra dia ny lohalika aloha itehenana amin’ny tany. Atao manalavitra ny vatana ny tanana, atambatra kosa ny tongotra. Atao im-polo ny andiany iray dia manao andiany telo.

 

Fampihetseham-batana fahaefatra

Sary 4 : Matory amin’ny kibo indray eto.   Akarina ambony ny tongotra sady aforitra ny lohalika. Takarina amin’ny tanana ny kitro. Tazonina mandritra ny 20 segaondra io paozy io dia miato 10 segaondra dia mamerina indray. Averina in-telo izay rehetra izay.

 

Atao matetika, in-droa na intelo isan-kerinandro mba hahita vokatra haingana.

Lilou

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo