Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Manamafimafy ny fitombenana, ao an-trano

21/05/2019

Raha te-hanamafy sy hanalehibe ny fitombenana sy ny fe dia azo atao tsara ireto fampihetseham-batana ireto na dia ao an-trano ihany aza :

 Lire la suite...

Mampiakatra ny tratra ao an-trano

07/05/2019

Ny tratra no anisan地y mampiavaka ny bikan地y vehivavy amin地y an地y lehilahy. Toy ny faritra rehetra amin地y vatana dia mila koloina izy io.

 Lire la suite...

Manafisaka kibo ao an-trano

30/04/2019

Raha tiana hiala ny roroa eo amin地y kibo dia mila ovaovaina ny fampihetseham-batana hikoloana azy. Ireto telo manaraka ireto dia mikolo ny hoza-kibo manokana. Atao marina tsara ny fihetsika mba handaitra.

 Lire la suite...

Manakelikely sady manamafy ny sandry ao an-trano

09/04/2019

Ireto fihetsika ireto fotsiny no atao matetika ao an-trano raha te-hanana sandry kelikely mafimafy

 Lire la suite...

Gym atao amin地y maraina vao mifoha : 3 minitra dia vita

02/04/2019

Hanampy anao hatanjaka sy ho vonona tsara hiatrika ny tontolo andro ireto fampihetseham-batana vitsivitsy ireto.

 Lire la suite...

敵ym miaro amin地y kentrona amin地y tarehy

26/03/2019

Azo atao tsara ny manemotra ny fipoiran地y kentrona amin地y tarehy. 2 na 3 minitra isan誕ndro no tsara atokana ho amin段zany. Tsy ho an地y kentrona ihany izany fa manamafimafy ny hodi-tava koa. Ireto avy ny tokony atao :

 Lire la suite...

Manamafy sy mandrafitra ny hoza-pe

19/03/2019

Ny fe no anisan地y faritra mahazo tavy indrindra miaraka amin地y kibo rehefa mitombo lanja ny vatana. Noho izany indrindra dia tsara atao vory hozatra sy nofo io faritra io. Ireto misy fampihetseham-batana azonao atao any an-trano hikoloana azy

 Lire la suite...

Forme

Mampiakatra ny tratra ao an-trano

14/05/2019

Ny tratra no anisan地y mampiavaka ny bikan地y vehivavy amin地y an地y lehilahy. Toy ny faritra rehetra amin地y vatana dia mila koloina izy io.

 Raha niroraka noho ny fitondrana vohoka izy dia fantaro fa azo atao tsara ny mampiakatra azy amin’ny alalan’ny fampihetseham-batana. Hanampy anao amin’izany ireto manaraka ireto :

Fampihetseham-batana voalohany :

Sary 1 : Mijoro tsara dia avokona ny totohondry havanana. Atao eo ambanin’ny saoka. Tsindriana amin’ny saoka mandritra ny 5 segaondra ilay totohondry. Averina in-telo izay.

 

Fampihetseham-batana faharoa :

Sary 2 : Mijoro mahitsy tsara dia atao mifampitehaka manoloana ny tratra ny felan-tanana roa. Atao mifanosika mafy izy ireo mandritra ny 10 segaondra. Averina in-5 izay. Kendreo hahitsy tsara ny lamosina mandritra izany.

 

Fampihetseham-batana fahatelo :

Sary 3 : Manao « pompes ». Ity no fomba mahomby indrindra manalehibe ny tratra. Raha mbola tsy zatra dia ny lohalika aloha itehenana amin’ny tany. Atao manalavitra ny vatana ny tanana, atambatra kosa ny tongotra. Atao im-polo ny andiany iray dia manao andiany telo.

 

Fampihetseham-batana fahaefatra

Sary 4 : Matory amin’ny kibo indray eto.   Akarina ambony ny tongotra sady aforitra ny lohalika. Takarina amin’ny tanana ny kitro. Tazonina mandritra ny 20 segaondra io paozy io dia miato 10 segaondra dia mamerina indray. Averina in-telo izay rehetra izay.

 

Atao matetika, in-droa na intelo isan-kerinandro mba hahita vokatra haingana.

Lilou

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo