Jejoo

Dans la même rubrique

Mandiso fanantenana eny am-pandriana ry Taylor Swift, Elvis…

22/11/2019

Zava-dehibe tokoa ny fahaizana manome fahafinaretana ho an’ny olon-tiana rehefa eny am-pandriana ankoatra ny tokim-pitia rehetra atolotra azy.

 Lire la suite...

Nandalo fotoan-tsarotra i Britney Spears, Stromae,…

21/11/2019

Tsy vitsy ireo olona mandalo ilay vanim-potoana antsoina hoe « burn –out ». Reraka tanteraka izy ireo, na eo amin’ny sehatry ny asa na eo amin’ny fiainany manokana ary matetika mitarika fahasimban-tsaina ho azy ireo izany ka zary

 Lire la suite...

Kate, Demi Moore, JLo…Reny tahaka ny ahoana ?

20/11/2019

Matetika no mizara ny fitondrany vohoka any anaty tambazotra sosialy ireo vehivavy malaza. Fa mba manitikitika ny mahafantatra hoe :

 Lire la suite...

1. Isan’ireo tena mankafy manombana ireo izay mendrika indrindra ny britanika.

18/11/2019

Vao haingana izao no namoaka ireo mpanao hatsikana tena « sexy » indrindra ho an’ny taona 2019 izy ireo.

 Lire la suite...

1. Nandalo sedra i Shakira tany amin’ny taona 2017 tany.

15/11/2019

Nandeha rà be ny « cordes vocales »-ny ka tsy maintsy nitsahatra aloha izy teo amin’ny sehatry ny hira.

 Lire la suite...

1. Isan’ireo tena mankafy manombana ireo izay mendrika indrindra ny britanika.

14/11/2019

Vao haingana izao no namoaka ireo mpanao hatsikana tena « sexy » indrindra ho an’ny taona 2019 izy ireo.

 Lire la suite...

Tselonina : Niala toaka!

14/11/2019

Nampametra-panontaniana ny maro ny fanambarana navoankan’ilay mpanakanto Tselonina Ramanantselonina, ny 9 novambra lasa teo tao anaty tambazotra sosialy « Facebook ».

 Lire la suite...

People

“Met gala 2019” : Tena niavaka ny fiakanjon’ireo olo-malaza

09/05/2019

Lanonana lehibe iray ifanomezan’ireo olo-malaza fotoana isan-taona ny “Met gala”. Hetsika fitadiavam-bola izay tanterahina ao amin’ny Metropolitan Museum ao New York izy ity.

 

 

Andrasan’ny maro amin’ity lanonana iray ity ny filatroan’ireo olo-malaza eo amin’ny “tapis rouge” amin’ny akanjo tena miavaka. “Camp” io no lohahevitra tamin’ity “Met gala 2019” ity. Maro no tsy nahalala ny dikan’io lohahevitra io saingy nasehoan’ireo olo-malaza tamin’ny alalan’ny fomba fiakanjon’izy ireo feno fahasahiana kosa izany.

Isan’ny tena nahatonga resa-be tany anatin’ny tambazotra-tserasera ity akanjon’i Céline Dion ity. Nihetsiketsika sy namirapiratra tokoa izy raha nilatro teo amin’ny “tapis rouge”

Niavaka ihany koa ity paozin’i Katy Perry izay niendrika “chandelier” ity.

 Lady gaga kosa dia niova akanjo in-telo ka ity akanjo miloko mavokely midoroboka, tena manaitra maso ity no nanombohany izany.

 Niezaka namoaka ny fiakanjon’i Barbie kosa i Deepika Padukone, ilay mpilalao horonan-tsary indianina malaza.

Meva

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo