Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Mampiakatra nono miroraka amin地y elastique

18/02/2020

Azo atao ny mampiakatra ny nono miroraka fa mila finiavana sy faharetana kosa. Ireto fampihetseham-batana ireto no atao :

 Lire la suite...

Manamafy sady mandrafitra ny fe ao an-trano

11/02/2020

Hikolo sy hanamafy ny fe indray isika anio. Tsy mila fitaovana fa ny lanjan地y vatana na ny 菟oids du corps no ampiasaina amin段ty indray mitoraka ity.

 Lire la suite...

Vehivavy bevohoka, afaka mikolo vatana koa

04/02/2020

Mahazo manao fampihetseham-batana ny vehivavy mitondra vohoka. Ireto fampihetseham-batana atoro anao ireto dia azo atao manomboka eo amin地y faha 6 volan地y kibo.

 Lire la suite...

Mikolo ny fitombenana sy ny kibo miaraka

28/01/2020

Ndao indray hikolo ny fitombenana sy ny kibo, amin地y fomba hafa. Mba hampandaitra tsara ny fampihetseham-batana atao amin地y vatana dia tsara ovaovaina matetika ny karazana fampihetseham-batana atao.

 Lire la suite...

Mampiasa 澱aton, hanafisahana kibo

21/01/2020

Tsy voatery atao mitsilany ny fanalana ny kibo. Azo atao tsara ny manala izany amin地y fampihetseham-batana atao mitsangana ka ampiasana 澱aton izany amin段ty indray mitoraka ity

 Lire la suite...

Manala tavy ao an-damosina sy ny foto-tsandry

14/01/2020

Rehefa handrafitra ny vatana dia tsy tokony atao ambanin-javatra ny fikoloana ny tapany ambony amin地y vatana indrindra ny ao an-damosina sy ny eo amin地y foto-tsandry.

 Lire la suite...

Manintsana tavy amin地y alalan地y fanaovana cardio

07/01/2020

Mba hanintsanana ny lanja azo tamin段reny fety nisesisesy ireny sy hisorohana ny fitomboan-danja amin段reo fifampiarahabana noho ny fahatrarana ny taom-baovao mbola ho avy dia azonao atao tsara ireto fampihetseham-batana ireto satria manintsana ny tavy izy ireo raha atao matetika.

 Lire la suite...

Forme

Mampiakatra ny tratra ao an-trano

07/05/2019

Ny tratra no anisan地y mampiavaka ny bikan地y vehivavy amin地y an地y lehilahy. Toy ny faritra rehetra amin地y vatana dia mila koloina izy io.

 

 Raha niroraka noho ny fitondrana vohoka izy dia fantaro fa azo atao tsara ny mampiakatra azy amin’ny alalan’ny fampihetseham-batana. Hanampy anao amin’izany ireto manaraka ireto :

Fampihetseham-batana voalohany :

Sary 1 : Mijoro tsara dia avokona ny totohondry havanana. Atao eo ambanin’ny saoka. Tsindriana amin’ny saoka mandritra ny 5 segaondra ilay totohondry. Averina in-telo izay.

 

Fampihetseham-batana faharoa :

Sary 2 : Mijoro mahitsy tsara dia atao mifampitehaka manoloana ny tratra ny felan-tanana roa. Atao mifanosika mafy izy ireo mandritra ny 10 segaondra. Averina in-5 izay. Kendreo hahitsy tsara ny lamosina mandritra izany.

 

Fampihetseham-batana fahatelo :

Sary 3 : Manao « pompes ». Ity no fomba mahomby indrindra manalehibe ny tratra. Raha mbola tsy zatra dia ny lohalika aloha itehenana amin’ny tany. Atao manalavitra ny vatana ny tanana, atambatra kosa ny tongotra. Atao im-polo ny andiany iray dia manao andiany telo.

 

Fampihetseham-batana fahaefatra

Sary 4 : Matory amin’ny kibo indray eto.   Akarina ambony ny tongotra sady aforitra ny lohalika. Takarina amin’ny tanana ny kitro. Tazonina mandritra ny 20 segaondra io paozy io dia miato 10 segaondra dia mamerina indray. Averina in-telo izay rehetra izay.

 

Atao matetika, in-droa na intelo isan-kerinandro mba hahita vokatra haingana.

Lilou

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo