Jejoo

Dans la même rubrique

Miha-miditra aloha be ao anaty “regime” ny adolantsento

19/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin’ny voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin’ny lanjany.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona, novonoina rehefa avy nampijaliana

19/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafatiny no sazy azon’ireto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona novonoina rehefa avy nampijalina ora maro

18/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafaty no sazy azon’ireto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Tsy miray ara-nofo efa-bolana izay “homosexuels” hanome rà

18/07/2019

Tsy mahazo miray ara-nofo mandritra ny herintaona ny olona manana fironana tia olona mitovy fananahana aminy raha toa ka maniry hanome ra izy ireo any Frantsa amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny ministeran’ny Fahasalamana

 Lire la suite...

Ankizy vavy kely 2 taona matin’ny voay tany Cambodge

03/07/2019

Ankizy vavy kely iray izay vao roa taona monja no fantatra fa maty lanin’ny voay tao Cambodge. Tsy hitan’ny reniny, izay nikarakara ny zandriny vao teraka ny nialan’ity ankizy vavy kely ity tao an-trano.

 Lire la suite...

Diso nijaly, nampamonoany olona ny vadiny!

03/07/2019

Vehivavy iray 32 taona no niaiky nanoloana ny fitsarana fa nanakarama olona hamono ny vadiny, roa taona taorian’ny nitrangan’ny voina.

 Lire la suite...

Sekoly nitsangatsangana : Nisy zaza 4 taona, maty!

02/07/2019

Raha hiala voly no anton-dian’ireo mpianatra avy ao amin’ny Notre-Dame des Fleurs de Languidic, Frantsa, ny faran’ny herinandro teo dia loza no niseho.

 Lire la suite...

Manerantany

Notapahiny ny filahim-badiny rehefa tratrany nampirafy

03/05/2019

Vehivavy 24 taona tany Cambodge no nanapaka ny filahin’ny vadiny rehefa nahafantatra fa nampirafy azy ity farany. Niparitaka manerana ireo tranokala isan-karazany sy tamin’ny gazety marobe maneran-tany mihitsy ity vaovao ity.

 

Efa niahiahy ny amin’ity fampirafesan’ny vadiny ity tovovavy ity saingy tsy nanana porofo mazava ka nanapa-kevitry ny hanara-maso azy. Tratrany araka izany fa miaraka amina vehivavy marobe ity vadiny ity. Tsy nandray fepetra teo noho eo anefa ity vehivavy ity fa niandry ny vadiny natory ka tamin’izay no nanapahany ny filahiny. Natsipiny tany am-baravarakely izany ka hitan’ireo mpiara-monina aminy. Ireto farany kosa no namonjy ity lehilahy ka avotra soa aman-tsara ihany izy na dia tsy afaka hiasa araka ny tokony ho izy intsony ary ny filahiny noho ny fahafatesan’ireo sela ao aminy.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo