Jejoo

Dans la même rubrique

GUIDE WEEK END

31/10/2019

Lavalavanyfaran’nyherinandroamin’ityherinandroity. Hanombokarahampitsozoma 1

 Lire la suite...

ZOMA

23/08/2019

Restaurant Dia 67Ha : After Work miaraka amin’i Chantal manomboka amin’ny 3 ora tolakandro

 Lire la suite...

ZOMA

02/08/2019

Lycée JJ Rabearivelo : Malm Martiora sy O’Black manomboka amin’ny 1 ora tolakandro Restaurant Dia 67Ha : Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny hotely miaraka amin’i Malm Martiora manomboka amin’ny 5 ora hariva

 Lire la suite...

ZOMA

19/07/2019

Bonara Be 67ha : Romeo sy Rycia manomboka amin’ny 8 ora alina Fatapera Antaninarenina: Nate Tex manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina

 Lire la suite...

ZOMA

12/07/2019

Bonara Be 67Ha : Tsiliva manomboka amin’ny 9 ora alina Le Glacier Analakely: Manaly manomboka amin’ny 9 ora alina Piment Café Behoririka: One Man Silo manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA Fetin’ny mozika :

21/06/2019

· Eny amin’ny IKM Antsahavola manomboka amin’ny 3 ora folakandro ny seho iarahana amin’i Samboady sy Rodin Solofomanana ary hisy koa ny sehatra hisokatra ho an’ny rehetra.

 Lire la suite...

Ireo « bon plan » hamalifaliana an’i Neny Plan resto :

24/05/2019

Alahady 26 Mey · Buffet fête des mères au « Ile Rouge », Carlton Madagascar : Misy loka maro ho zaraina ho an’ireo reny mandray anjara amin’ny hira Paf : 80.000Ar (lehibe) . Manomboka amin’ny 12 ora antoandro

 Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

03/05/2019

AFT Antananarivo : Seho miaraka amin’i Mirhay hanolotra an’ilay raki-kira Tany Masina manomboka amin’ny 7 ora hariva

 

 

Amitié Fandian 67Ha : soirée retro manomboka amin’ny 8 ora alina

Casc PK Zéro Soarano (Madarail) : Samoela manomboka amin’ny 8 ora alina

Bonara-Be 67Ha : Tarika Haramy manomboka amin’ny 8 ora alina

Restaurant Astauria Antanimena : Kiady sy ny namany manomboka amin’ny 9 ora alina

Piment Café Behoririka : Tarika Arison Vonjy manomboka amin’ny 9 ora alina

 

SABOTSY

Le BOP village Androhibe : Epistolier hanolotra ilay raki-kira « Negrosapiens » manomboka amin’ny 2 tolakandro

Le Galet Manakambahiny : cabaret acoustique miaraka amin’i Rova Landy manomboka amin’ny 2 ora tolakandro Paf : 5.000Ar

Rya’s Dream Andoharanofotsy : Jaovavy sy Stan’Jah manomboka amin’ny 4 ora

 

ALAHADY

Palais des Sports Mahamasina : Somambisamby miaraka amin’ny tarika Mahaleo manomboka amin’ny 3 ora folakandro

CC ESCA Antanimena: Fy Rasolofoniaina miaraka amin’ny namany manomboka amin’ny 3 ora tolakandro

Plan week-end:

Le Tamboho Boutik Hotel “Quartier Tana Water Front Ambodivona”: Piscine chauffée Cont: 020 22 693 00

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo