Jejoo

Dans la même rubrique

Miha-miditra aloha be ao anaty “regime” ny adolantsento

19/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin’ny voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin’ny lanjany.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona, novonoina rehefa avy nampijaliana

19/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafatiny no sazy azon’ireto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona novonoina rehefa avy nampijalina ora maro

18/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafaty no sazy azon’ireto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Tsy miray ara-nofo efa-bolana izay “homosexuels” hanome rà

18/07/2019

Tsy mahazo miray ara-nofo mandritra ny herintaona ny olona manana fironana tia olona mitovy fananahana aminy raha toa ka maniry hanome ra izy ireo any Frantsa amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny ministeran’ny Fahasalamana

 Lire la suite...

Ankizy vavy kely 2 taona matin’ny voay tany Cambodge

03/07/2019

Ankizy vavy kely iray izay vao roa taona monja no fantatra fa maty lanin’ny voay tao Cambodge. Tsy hitan’ny reniny, izay nikarakara ny zandriny vao teraka ny nialan’ity ankizy vavy kely ity tao an-trano.

 Lire la suite...

Diso nijaly, nampamonoany olona ny vadiny!

03/07/2019

Vehivavy iray 32 taona no niaiky nanoloana ny fitsarana fa nanakarama olona hamono ny vadiny, roa taona taorian’ny nitrangan’ny voina.

 Lire la suite...

Sekoly nitsangatsangana : Nisy zaza 4 taona, maty!

02/07/2019

Raha hiala voly no anton-dian’ireo mpianatra avy ao amin’ny Notre-Dame des Fleurs de Languidic, Frantsa, ny faran’ny herinandro teo dia loza no niseho.

 Lire la suite...

Manerantany

Vehivavy 40 nilatro manodidina ny “Tour eiffel” hanoherana ny fanavakavahana

02/05/2019

Vehivavy manodidina ny 40 no nilatra manodidina ny Tour Eiffel tao Parisy Frantsa ny Alahady lasa teo. Vehivavy manana vatana somary lehibehibe avokoa ireto vehivavy ireto.

 

 

 Ny antony nanaovany izany dia mba hanentanana ireo vehivavy hafa hahatoky sy tsy ho menatra amin’ny vatany. Nanao atin’akanjo avokoa izy 40 mirahavavy ireto tamin’izany. Nitondra sora-baventy ny sasany tamin’ireto vehivavy ireto, ny sasany kosa nanao elatra ho mariky ny fanoherana ilay marika-na atin’akanjo malaza “Victoria’s Secret” izay tsy mamokatra atin’akanjo afa-tsy ho an’ny vehivavy kelikely vatana. Nolazain’izy ireo tamin’izany ihany koa fa na ireo dokam-barotra hita amin’ny fahitalavitra aza dia tsy mampiseho afatsy ireo vehivavy mahiahia. Sarotra hoy izy ireo ny mahita akanjo mifanaraka amin’ny vatany kanefa takatry ny fahefa-mividin’ny rehetra.

Meva

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo