Jejoo

Dans la même rubrique

Azo atao ny mihena 30 kilao ao anatin’ny 30 herinandro

09/04/2019

Vehivavy mpanao haingon-tava aostralianina iray no namorona boky kely misy torolalana tsotra mampihena. Nahaverezany 30 kilao tao anatin’ny 30 herinandro ireo torolalana ireo. Santionany amin’izany ireto 10 ireto izay hita fa ampy hampihenan-tena:

 Lire la suite...

Azo atao ny mihena 30 kilao ao anatin’ny 30 herinandro

08/04/2019

Vehivavy mpanao haingon-tava aostralianina iray no namorona boky kely misy torolalana tsotra mampihena. Nahaverezany 30 kilao tao anatin’ny 30 herinandro ireo torolalana ireo. Santionany amin’izany ireto 10 ireto izay hita fa ampy hampihenan-tena:

 Lire la suite...

Hanintsana 2 kilao/herinandro : Misotroa ranona baranjely!

04/04/2019

Fantatrao ve fa mety mampihena anao hatrany amin’ny 2 kilao ny ranona baranjely ? Ny tavy eo amin’ny kibo no tena trohany ankoatra izay.

 Lire la suite...

Mampihena tena amin’ny karibaonetra, azo atao tsara!

25/03/2019

Manafaingana ny fandoroan’ny vatana kaloria ny metabolisma miasa haingana. Manan-danja ao anatin’ny dingana fampihenan-tena araka izany ny manafaingana azy. Ireto misy zava-pisotro anankiroa ampiasana karibaonetra manafaingana ny fiasan’ny metabolisma ka mampihena haingana.

 Lire la suite...

Fomba 4 tsotra kely, mandoro tavy haingana

11/03/2019

Azo atao tsara ny manampy ny vatana handoro tavy. Ireto misy teknika ahafahana mandoro tavy haingana.

 Lire la suite...

« Smoothie » paoma na dité kanelina isa-maraina dia mihena

04/03/2019

Tsy manatsara ny bika ivelany fotsiny akory ny fampihenan-tena fa tanjona amin’izany koa ny fahasalaman’ny ao anaty. Manampy hanatratra izany tanjona izany ny fampiasana ireo zava-pisotro manadio sady mampihena amboarina ao an-trano.

 Lire la suite...

Zava-pisotro amin’ny romarin sy sakamalaho : mampihena kibo haingana

18/02/2019

Ny tavy miandrona eo amin’ny kibo no farany sarotra esorina indrindra amin’ny vatantsika olombelona. Soa fa mikaroka fomba hanalana ny tavy eo amin’io faritra io ny manam-pahaizana maro. Anisan’ny fomba hanafisahana ny kibo hitan’izy ireo ity atoro anao ity :

 Lire la suite...

Minceur

“Limonade” amboarina, manadio aty sady mampihena haingana

15/04/2019

Ankoatra ny fanaovana régime dia manamora ny fampihenan-tena koa ny fisotroana zava-pisotro manadio ny taova sy manafaingana ny fiasan’ny metabolisma. Anisan’izany ity atolotra anao ity :

 

 

 

Akora ilaina :

·         voasarimakirana 1 + didiny 1

·         tantely 1 sf

·         poivre de Cayenne (tsena lehibe) 1 tsongo

·         sakamalaho vovony 1 tsongo

·         rano mafana 1 kaopy

·         jirofo voakiky 1 tsongo

 

Fikarakarana :

Zaraina roa ny voasarimakirana dia alaina ao anaty kaopy ny ranony. Tapohina tantely ilay ranom-boasarimakirana dia alefa ao koa ny sakamalaho sy ny poivre de Cayenne ary ny jirofo. Aroina tsara dia tapohina  rano mafana. Asiana didina voasarimakirana alona ao. Andrasana hihena ny maripanan’ilay zava-pisotro vao sotroina.

 

Toro-hevitra :

 

Manadio ny aty ireo akora mandrafitra ity zava-pisotro ity. Rehefa voadio ny aty dia mora amin’ny vatana ny manapotika ireo loto izay anisan’ny mahatonga ny tavy hiandrona. Manamora ny fandevonan-kanina koa izy ity. Mpanala arafesina matanjaka be koa ny sakamalaho sy ny jirofo ka ireo mitambatra no mahatonga ity zava-pisotro ity afaka manadio ny aty sady mampihena.

 

Sotroina  vao maraina raha mbola tsy misy na inona na inona ny vavony. Atao mandritra ny herinandro. Lanjalanjaina ny sakafo hohanina mandritra izany.

 

Miss

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo